Tantara tamin'ny 06 Novambra 2019
Hahaavotra ny iray amin'ny saha sisa an-tanandehiben'i Manila ve ny fiaraha-mamboly nataon'ny artista?
"Amin'ny maha-mpanandratenin'ny tantsaha izay mampandroso ny fambolena mitandro ny tontolo iainana anay, tianay ny handray anjara amin'ny famokaram-pambolena."