Tantara tamin'ny 04 Novambra 2019
Tranga manantantara iray any Però. Nanohana ny asakaroka tamin'ny fiteny quechua izy.
"Tao anatin'ny 468 taona izao, tsy nisy olona nanoratra ny asakaroka hahazoana dôktôrà amin'ny fitenin-janatany ato amin'ny firenentsika." [...] "Mankasitraka an'i Roxana Quispe nanao izany".
Fetiben'ny Zavakanto tsy eken'ny “toe-tsaina nasionaly” ao Azerbaijan
Nampifantoka ny maso loatra ny hosodoka an-drindrina iray mamaritra vatana transgenre iray ka tonga dia voaloko raha vao vita ny fetibe — ary tsy artistika no nanaovana izany.
“Samy manana fandondònana isa-trano”. Izay tantarain'ny vavahadin'ny Carthagène des Indes ao Kolombia
Maro ireo antony mety hahatonga anao hitsidika an'i Carthagène des Indes. Misy antony avokoa ny antsipirianjavatra ahitana ny tantara isaky ny zoron-dalana ity.
Mankalaza ny Halloween tsotsotra any Japana
Lasa fomba amam-panao amin'ny volana Oktobra any Japana ny "Mundane Halloween."