Ny fiantraika ratsin'ny gripan-kisoa Afrikanina amin'ny krizin'ny famatsiana kisoa ao Shina?

Sary avy amin'ny inmediahk.net  Image from inmediahk.net

Tohanan'ny Fikambanana tsy miankina any Hong Kong, Culture and Media Education Foundation ity ekipan'ny Fanontaniana sy Valiny Tsy Voasakan-tSisintany ity mba hiresahana momba ireo ahiahy iraisan'ny vondrom-piarahamonina Shinoa avy ao anatiny sy ivelan'i Shina Tanibe. Nosoratana tamin'ny teny shinoa izy ity tany am-boalohany ary navoaka tamina sehatra isan-karazany, ao anatin'izany ny inmediahk.net, matters.news ary ny tranokalan'ny Global Voices Shinoa. Fandikana tsotsotra tamin'ny endrika shinoa ity manaraka ity.

Tamin'ny volana septambra, herinandro vitsivitsy alohan'ny faha-70 taonan'ny fiorenan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Shina, nanomboka namoaka ireo henan-kisoa nampangatsiahana mivaingana avy amin'ny fitehirizana stratejika ny governemanta shinoa mba hamaliana ny filàna henan-kisoa eo amin'ny tsena anatiny. Nitranga izany taorian'ny aretina gripan-kisoa Afrikanina namono kisoa marobe tao Shina ary nahatonga ny fihenan'ny famatsiana henan-kisoa. Lasa lavitra mihitsy aza ny sasany naneho hevitra fa hitan'i Beijing ho henjana kokoa ny krizin'ny famatsiana kisoa ankehitriny raha oharina amin'ny fihetsiketsehana Hong Kong sy ny ady ara-barotra Etazonia-Shina.

Nanazava ny halehiben'ny krizy sy ny fidiran'ny politika amin'izany tamin'ny endrika fanontaniana sy valiny ny ekipan'ny Fanontaniana sy Valiny tsy voasakan-tsisintany.

F: Manao ahoana ny halehiben'ny tsenan'ny kisoa any Shina?

A: China’s demand for pork meat makes up nearly half of the world's total output. For an average Chinese family, pork accounts for two thirds of their meat consumption, and on average, a Chinese person consumes 120 pounds of pork annually. The whole country consumes annually 700 million pig stock annually. China is almost self-sufficient in terms of pork supply. In 2016, imported pork was equal to 4 percent of the country’s domestic consumption. But this figure was equal to 26 percent of the world’s export output.

V: Efa ho antsasaky ny vokatra manerantany ny tinadin'ny henan-kisoa ao Shina. Ho an'ny fianakaviana Shinoa iray antonony, roatokon'ny fanjifan'izy ireo hena ny henan-kisoa, ary amin'ny ankapobeny, mihinana henan-kisoa 120 kilao isan-taona ny Shinoa iray. Mihinana kisoa 700 tapitrisa isan-taona ny firenena manontolo. Saika mahavita tena i Shina raha resaka famatsiana henan-kisoa. Tamin'ny taona 2016, 4 isanjaton'ny kisoa nafarana no fanjifàna anatiny tao amin'ny firenena. Saingy mitovy amin'ny 26 isanjaton'ny vokatra fanondrana eran'izao tontolo izao io isa io.

F: Ahoana no fomba nielezan'ny gripan-kisoa afrikana (ASF) tany Sina? Fa maninona no niely haingana tao amin'ny firenena manontolo izany?

A: There is no official explanation coming from Chinese authorities on the question yet. Related discussions online were censored quickly. However, Dirk Pfeiffer, expert on animal health and epidemiology believed that ASF originated from smuggled pork coming from Russia. In March 2017, there was an outbreak in Irkutsk, Serbia. The city is just 1000 kilometers away from China. ASF is commonly spread across countries through pig feed which is composed of uncooked food scraps that are infected with the virus.

In general, small pig farms are more vulnerable to ASF. In 2017, 90 percent of China’s pig farms were small in scale and they produced one third of the country’s pork supply. In most of the cases, small pig farms fed human leftover food to pigs and they did not have an epidemic control system.

However, big pig farms in China also have outbreaks as well. This may be due to the failure to follow epidemic control protocol as pointed out by Caixin investigative report.

According to the official report, the first ASF outbreak happened in August 2018 in Shenyang in northeastern China. As opposed to other countries, the Chinese outbreak was not confined to a geographical location but quickly spread to other provinces.

An investigative report from The Initium traced the reasons behind the spread of ASF epidemic to the selling of inflicted pigs in the market, the inappropriate dumping of dead pigs and the transportation of livestock across provinces.

V: Tsy mbola misy ny fanazavàna ofisialy avy amin'ny manampahefana shinoa momba izany fanontaniana izany. Voasivana vetivety ireo adihevitra antserasera mifandraika amin'izany. Na izany aza, nihevitra i Dirk Pfeiffer, manampahaizana momba ny fahasalaman'ny biby sy ny areti-mifindra fa avy amin'ny kisoa naondrana an-tsokosoko avy any Rosia ny ASF. Tamin'ny volana martsa 2017, nisy valan'aretina tany Irkutsk, Serbia.1000 kilaometatra monja miala an'i Shina ilay tanàna. Matetika miparitaka manerana ny firenena amin'ny alàlan'ny sakafon-kisoa izay ahitana ambin-tsakafo tsy masaka misy otrikaretina ny ASF.

Amin'ny ankapobeny, mora andairan'ny ASF ny toerana kely fompiana kisoa. Tamin'ny taona 2017, toerana kely ny 90 isan-jaton'ny toeram-piompiana kisoa any Shina ary namokatra ny iray ampahatelon'ny famatsiana kisoa ao amin'ny firenena izy ireo. Amin'ny ankamaroan'ny tranga, namelona kisoa amin'ireo ambina sakafon'olombelona tsy lany ireo toerana kely fiompiana kisoa ary tsy nandalo rafitra fanarahamaso areti-mifindra izy ireo.

Na izany aza, ahitana otrikaretina ihany koa ireo toerana lehibe fiompiana kisoa. Angamba noho ny tsy fanarahana ny fenitra fanarahamaso areti-mifindra araka ny nambaran'ny tatitra fanadihadiana nataon'ny Caixin.

Araka ny tatitra ofisialy, nitranga tamin'ny volana Aogositra 2018 tany Shenyang any avaratra atsinanan'i Shina ny aretina ASF voalohany. Mifanohitra amin'ny firenen-kafa, tsy voafetra amin'ny toerana ara-jeografika fotsiny ny aretina ao Shina fa niparitaka haingana any amin'ny faritany hafa.

Nisy ny tatitra fanadihadiana nataon'ny The Initium izay nahitana ny antony ao ambadiky ny fiparitahan'ny valan'aretina ASF tamin'ny fivarotana kisoa tratran'ny aretina eny an-tsena, ny fanariana kisoa maty sy ny fitaterana ny biby manerana ny faritany..

F: Manao ahoana ny hagoavan'ny aretina gripan-kisoa Afrikanina?

A: According to official data in September, China had killed more 100 million pigs within one year. The total output of pork had dropped about one third of the total average. But this figure does not reflect reality as many small pig farmers did not file reports to the agricultural authority. In fact, in July, the official report stated that only 1.16 million pigs had been sculled. The figure was amended after the central government announced an emergency state of pork supply. Unofficial estimation of inflicted pigs was up to 200 million.

The World Organization of Animal Health's report on ASF indicated the Chinese outbreak has spread to nearby countries including Vietnam, Cambodia, Hong Kong, Laos, Myanmar, the Philippines and South Korea.

V: Araka ny angon-drakitra ofisialy tamin'ny volana septambra, namono kisoa 100 tapitrisa mahery i Shina tao anatin'ny herintaona. Nidina hatramin'ny iray ampahatelon'ny totalin'ny salanisa ny totalin'ny vokatra henan-kisoa. Saingy tsy maneho ny tena zava-misy io tarehimarika io satria maro ireo mpiompy kisoa madinika tsy namoaka tatitra tany amin'ny tompon'andraikitra ara-pambolena. Raha ny marina, nilaza ny tatitra ofisialy tamin'ny volana Jolay fa kisoa 1,16 tapitrisa ihany no nofongorina. Nohavaozina io tarehimarika io rehefa avy nanambara ny fanjakana foibe fa maika ny famatsiana kisoa. Tombanana ho 200 tapitrisa ireo kisoa voakasika araka ny tombatombana tsy ofisialy.

Nanambara ny Fikambanana Manerantany (Firenena Mikambana) ho an'ny tatitra ara-pahasalaman'ny biby raha niresaka momba ny ASF fa niparitaka tany amin'ny firenena tsy lavitra ny valan'aretina tany Shina, ka anisan'izany i Vietnam, Kambodza, Hong Kong, Laos, Myanmar, Filipina ary Korea Atsimo.

F: Inona avy ireo fepetra noraisin'i Shina mba hifehezana ny ASF tsy hiparitaka? Mahomby ve izy ireo? Voafehy ve ny valan'aretina amin'izao fotoana?

A: China’s ASF epidemic control system is not really difficult from other countries. It has an epidemic report and compensation system for sculled pigs. However, quite often, pig farmers complained that they did not receive full compensation and hence some did not file reports to the authorities.

China also banned the transportation of pigs across provinces since August 2019. Some local governments had banned pig farms near urban areas and the number of outbreaks from June-July 2019 was lowered. However, as the central government announced the emergency state of pork supply, many pig farms were re-opened.

The Chinese Academy of Agriculture Science announced in September 2019 that it had made significant progress in developing a vaccine. However animal experts were not optimistic as the virus could mutate in the process.

Dirk Pfeiffer pointed out animal epidemic control is not just about the animal, it is about people and whether the pig farmers have epidemic control awareness. It is also about the system, such as whether or not the media could effectively monitor the authorities in releasing the compensation and inform the public about the virus during the early stages of the outbreak.

A: Tsy dia sarotra ho an'ny firenen-kafa ny rafitra fanarahamaso ny areti-mifindra ASF any Shina. Manana tatitra momba ny valan'aretina sy rafitra fanonerana ho an'ny kisoa very izy. Na izany aza, matetika nitaraina ireo mpiompy kisoa fa tsy nahazo fanonerana feno izy ireo ary noho izany dia tsy nandefa tatitra tany amin'ny manampahefana.

Nandràra ny fitaterana kisoa manerana ny faritany ihany koa i Shina nanomboka ny volana Aogositra 2019. Noraràn'ny governemanta sasany eo an-toerana ireo toeram-piompiana kisoa akaikin'ny faritra an-tanàn-dehibe ary nihena ny isan'ny valan'aretina tamin'ny volana jona-Jolay 2019. Na izany aza, raha nanambara ny fanjakana foibe fa mila famatsiana kisoa maika, maro ireo toeram-piompiana kisoa nisokatra indray.

Nanambara ny Ny Akademia Shinoa momba ny siansan'ny fambolena fa tamin'ny volana septambra 2019, nahitana fandrosoana lehibe teo amin'ny fitadiavana vaksiny. Na izany aza, tsy dia nanantena ireo manam-pahaizana momba ny biby, satria mety hiovaova endrika ilay otrikaretina ao anatin'ny dingana.

Nilaza i Dirk Pfeiffer fa tsy momba ny biby ihany ny fanarahamaso ny valan'aretin'ny biby, fa momba ny olona ihany koa sy hoe mahafantara momba ny fanarahamaso ny valan'aretina ve ireo mpiompy kisoa sa tsia. Momba ny rafitra ihany koa izany, toy ny hoe rahoviana ny fampitam-baovao no afaka manaramaso tokoa ny manampahefana amin'ny famoahana onitra sy mampahafantatra ny vahoaka momba ny otrikaretina mandritra ny fivoahan'ny valan'aretina voalohany.

F: Nahoana ireo mpanara-baovao sasany any Shina no nilaza fa henjana kokoa ny krizin'ny kisoa raha oharina amin'ny fihetsiketsehana Hong Kong sy ny ady ara-barotra Shina-Etazonia?

A: This August, the market price of pork was raised by about 46.7 percent. In some regions, the price almost doubled. Even if the government was able to control the price, people would not find pork in the markets. On the internet, a large number of videos appeared mocking the rocketing pork prices and the issue replaced the Hong Kong protests and the US-China trade war as the top search terms on social media. People were particularly outraged by the spread of propaganda which stated that eating less pork makes people healthier.

Chinese vice premier Hu Chunhua took the issue of pork supply as a crisis which could undermine social stability and hence ordered local governments to help pig farmers re-open their farms. The central government also decided to release the strategic reserves of pork to make sure that the supply of pork be no less than 95 percent of the average supply during the 70th anniversary of the foundation of the People's Republic of China.

The strategic pork reserve system was established in the 1970s to stabilize domestic meat prices during emergency times, such as natural disasters and wars. China has about 100 thousand tons of frozen pork reserves.

Moreover, China announced on September 13 that the country would take out soy beans and pork from the additional tariff list. Earlier, on September 1, China had announced a 72 percent tariff on U.S imported pork and Chinese meat traders were forced to cancel their orders. As the 70th anniversary of the PRC was approaching, the Chinese government took a U-turn. As China defines human rights as people’s rights to happiness, the issue of pork supply, which has affected people's dining table is hence viewed as more important than the Hong Kong protests.

A: Tamin'ny volana Aogositra, nisondrotra 46,7 isanjato ny vidin'ny henan-kisoa eny an-tsena. Efa ho avo roa heny mihitsy aza any amin'ny faritra sasany. Na dia nahavita nifehy ny vidiny aza ny governemanta, dia tsy hahita kisoa eny an-tsena ny olona. Tao amin'ny aterineto, horonantsary marobe no nanesoeso ny fiakaran'ny vidin'ny henan-kisoa ary nanolo ny hetsi-panoherana Hong Kong sy ny ady ara-barotra amerikanina-Shina ho teny be mpikaroka voalohany ao amin'ny media sosialy ny resaka kisoa. Tezitra mafy ny olona tamin'ny fiparitahan'ny fampielezan-kevitra izay nilaza fa mahasalama ny olona ny mampihena ny fihinanana kisoa.

Nandray ny olana momba ny famatsiana kisoa ho toy ny krizy izay mety hanimba ny fitoniana ara-tsosialy ny praiminisitra lefitra sinoa Hu Chunhua ka noho izany dia nanome baiko ireo governemanta eny an-toerana mba hanampy ireo mpiompy kisoa hanokatra indray ny toeram-piompian'izy ireo. Nanapa-kevitra ihany koa ny governemanta foibe fa hamoaka ireo tahiry stratejika momba ny kisoa mba hahazoana antoka fa tsy latsaky ny 95 isan-jaton'ny salanisan'ny famatsiana mandritra ny faha-70 taona niorenan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Shina ny famatsiana kisoa.

Napetraka tamin'ny taona 1970 ny rafitra strategika fitehirizana kisoa mba hitazonana ny vidin'ny hena eo an-toerana mandritra ny fotoan-tsarotra, toy ny loza voajanahary sy ny ady. Manana tahirin-kisoa nampangatsiahina 100 000 taonina eo ho eo i Shina.

Ankoatra izay, nanambara i Shina tamin'ny 13 septambra fa hanaisotra ny saozaha sy ny henan-kisoa ao anatin'ny lisitry ny hetra fanampiny ny firenena. Talohan'izay anefa, tamin'ny 1 septambra, nambaran'i Shina ny fametrahana ny hetra hetra amin'ny henan-kisoa nafarana avy any Etazonia ho hany amin'ny 72 isanjato ary noterena hanafoana ny komandiny ireo Shinoa mpivaro-kena. Satria efa akaiky ny faha-70 taonan'ny PRC, niova hevitra ny fitondrana Shinoa. Satria mamaritra ny zon'olombelona ho zon'ny vahoaka hifaly i Shina, raisina ho zava-dehibe kokoa noho ny fihetsiketsehana Hong Kong ny olana momba ny famatsiana kisoa, izay nisy fiantraikany tamin'ny latabatra fisakafoanan'ny olona .

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.