Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

20 Oktobra 2019

Tantara tamin'ny 20 Oktobra 2019

Niteraka resabe tao amin'ny tambajotra sosialy ny mariazy mipoapoaka nataon'ny fianakavian'ny mpanao politika any Angola

Mariazin'i Lizandra Dias dos Santos, zanakavavin'ny filohan'ny Antenimieram-pirenena ao Angola, sy i Fernando Coelho da Cruz, zanak'anadahin'ny vadin'ny filohan'ny repoblika no natao teto.

Espaina : miteraka resabe ilay didim-pitondrana hamongarana ny taolambalon'ilay filoha jadona, Francisco Franco

Omen'ny fitsarana antampony alàlana ny famongarana ny taolambalon'ilay filoha jadona hoentina ao amin'ny tanimpasana ao Pardo

Na dia teo aza ny ‘solon'ny loka’ tamin'ny herintaona dia tsy nomena an'i Maryse Condé avy ao Guadeloupe ny Loka Nobel Literatiora taona 2019

Saika nitsiky tany amin'i Maryse Condé ny herijika saingy ilay mpanoratra Aotrishana Peter Handke no notoloran'ny Akademian'i Soeda ny loka Nobel ho an'ny Literatiora taona 2019.