(Lahatsoratra teny anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)
Hirika iray hitambaran'ny olona maneran-tany amin'ny ady amin'ny VIH (SIDA) amin'ny fomba rehetra azon'izy ireo atao ny Andro Iraisampirenena hiompanana amin'ny SIDA any aminny vondrom-piarahamonina samihafa. Efa nampiasaina ny tenirohy #WAD11 sy #WorldAIDSDay mba hanomezana topi-maso mikasika ny zava-mitranga manerana an'izao tontolo izao momba ity lohahevitra ity. Nanoro hevitra ny fampiasana tenirohy #BlogPos sy #WAD11 ny Rising Voices ary nandrisika sioka amin'ny fiteny rehetra sady manonona ny fireneny.
Nanantena izahay fa mety ahitana fampahalalana momba ireto manaraka ny sioka:
* How is your community commemorating World AIDS Day?
* What are some of the ongoing issues related to HIV/AIDS facing your community?
* What are you doing to help fight stigma or raise awareness in your community?
* What role does citizen media play in the fight against HIV/AIDS?
Ireto misy hafatra vitsivitsy tao amin'ny Twitter nalefa tamin'io andro io. Nisy ireo hafatra manokana:* Ahoana no fomba hankalazan'ny vondrom-piarahamoninao ny Andron'ny SIDA manerantany?
* Inona ny ireo olana sasany ankehitriny mifandraika amin'ny VIH / SIDA atrehin'ny vondrom-piarahamoninao?
* Inona no ataonao hanampiana amin'ny ady amin'ny fanilikilihana na hanentanana ao amin'ny vondrom-piarahamoninao?
* Inona ny anjara asan'ny mediam-bahoaka amin'ny ady amin'ny VIH / SIDA?
@T4AApparel: #blogpos #WAD2011 we raise awareness for HIV one tie dye tee at a time!
@T4AApparel: #blogpos #WAD2011 mampahafantatra ny VIH izahay!
@mammysou: Create a generation free of HIV. #WorldAIDSDay #Blogpos
@mammysou: Mametraka taranaka afaka amin'ny VIH. #WorldAIDSDay #Blogpos
@AdVerse4490: The LGBT community is at-risk for HIV in T&T. Not because of unsafe sex, but unsafe spaces. LGBT Discrimination = HIV #WAD2011 #BlogPos
@AdVerse4490: Atahorana ho tratran'ny VIH ny vondrom-piarahamonina LGTB ao T&T . Tsy noho ny firaisana tsy voaaro fa noho ireo toerana tsy azo antoka, Fanavakavahana ny LGBT = VIH #WAD2011 #BlogPos
@Zeyadsalem: (Zeyad Salem) Imagine a person w a chronic disease and cannot speak up coz people would defame him and deny him the care he needs #WorldAIDSDay #Blogpos
@Zeyadsalem: (Zeyad Salem) Alaivo sary an-tsaina hoe olona manana aretina miverimberina ary tsy afaka miteny satria mety hanala baraka azy ny olona ary tsy hanome ny fikarakarana ilainy #WorldAIDSDay #Blogpos
@3awadalla: (Ahmed Awadalla) I was tweeting about HIV/AIDS today as it's #WorldAIDSDay. Remember to fight the disease but not people living with the disease. #BlogPos
@3awadalla: (Ahmed Awadalla) Nisioka momba ny VIH/SIDA aho androany satria #WorldAIDSDay izao. Tsarovy fa aretina no iadiana fa tsy ny olona manana ny aretina. #BlogPos
@patientopinion: RT @NHSinform: It's World AIDs Day! #WAD 30 yrs on and still no cure for HIV – prevention remains vital bit.ly/u9MaQe
@patientopinion: RT @NHSinform: Andro Manerantany ho an'ny SIDA androany! #WAD 30 taona ary mbola tsy misy fanafany ny VIH – zava-dehibe ny fisorohana
@NelsonMandela: “Yet we spend more money on weapons than on ensuring treatment and support for the millions infected by HIV” #NelsonMandela 2005 #WAD
@NelsonMandela: “Mbola mandany vola be amin'ny fitaovam-piadiana isika fa tsy amin'ny fiantohana fitsaboana sy fanohanana ireo olona an-tapitrisany voan'ny VIH #NelsonMandela 2005 #WAD
@HydeiaBroadbent: (Hydeia Broadbent) Stop thinking there is an image associated with AIDS. You can't tell by looking at someone if they have AIDS #WAD
@HydeiaBroadbent: (Hydeia Broadbent) Atsaharo ny fiheverana fa misy ny sary mifandraika amin'ny SIDA. Tsy afaka milaza amin'ny fijerena olona ianao fa voan'ny SIDA izy
Nanana fanazavana ny sasany:
@risingvoices: What is #BlogPos? Short for “Blogging Positively,” coined by @mentalacrobatic to describe how citizenmedia can play a role in HIV/AIDS field
Nizara vaovao ny sioka sasany:@risingvoices: Inona izany hoe #BlogPos? Fanafohezana ny hoe “Blogging Positively,” noforonin'i @mentalacrobatic mba hamaritana ny fomba fandraisana anjaran'ny media-mbahoaka eo amin'ny sehatry ny VIH/SIDA
@georgiap: (Georgia Popplewell) Trinidad & Tobago's Ministry of Health is conducting a 12-day HIV testing drive. Info at bit.ly/vrDpGW #BlogPos #WAD11
@georgiap: (Georgia Popplewell) Manatontosa fitiliana VIH mandritra ny 12 andro ny minisiteran'ny fahasalamana ao Trinité & Tobago. Vaovao ao amin'ny bit.ly/vrDpGW #BlogPos #WAD11
@mentalacrobatic: (Daudi Were) Kenya’s national commemoration of #WorldAidsDay moved from Nairobi to Kisumu for 2011 #BlogPos
@mentalacrobatic: (Daudi Were) Fankalazana nasionaly ny #WorldAidsDay ao Kenya niala tao Nairobi nankany Kisumu tamin'ny taona 2011 #BlogPos
@UNAIDS : Africa leads the way, 22 countries reduced new infections by a quarter. But 70% of all new HIV infections are in Sub-Saharan Africa. #WAD
@UNAIDS : Mitarika i Afrika, firenena 22 nampihena hatramin'ny ampahefatry ny aretina vaovao. Saingy ao Afrika Atsimon'i Sahara ny 70% n'ny aretina VIH vaovao
@hausofjay: (Marry The Night) Lady Gaga, the voice of M•A•C's campaign in the fight against HIV/AIDS, has raised more than $55 million, in support of those affected. #WAD
@hausofjay: (Marry The Night) Lady Gaga, ny feon'ny fanentanan'ny M•A•C's amin'ny ady amin'ny VIH/SIDA izay nahavita nanangona vola 55 tapitrisa dolara mahery ho fanohanana ireo voan'ny SIDA.#WAD
@UNDP_Europe_CIS (UNDP Europe and CIS) 1/2 of #HIV infections in #EasternEurope & #CentralAsia in 2010 were due 2 drug users sharing needles bit.ly/kp4CjX #WAD
@UNDP_Europe_CIS (UNDP Eoropa sy CIS) Ny 1/2 amin'ny aretina VIH ao #EasternEuropa & #CentralAsia tamin'ny taona 2010 dia noho ireo mpampiasa fanafody (zava-mahadomelina) mifampizara (mifampindrana) fanjaitra
Nizara rohy misy lahatsoratra bilaogy sy tantara ny sioka sasany:
@serina_k Serina: Tribute to Ruthie, an AIDS orphan http://serinaserina.wordpress.com/2011/12/01/tribute-to-ruthie/ #BlogPos #WAD11
@serina_k Serina: Manome voninahitra an'i Ruthie, kamboty voan'ny IDA
@risingvoices: Egyptian blogger @3awadalla shared stories about the challenge of fighting HIV/AIDS stigma. is.gd/Gq82CL #BlogPos #WAD11
@risingvoices: Bilaogera Ejypsiana @3awadalla nizara tantara momba ny fanamby amin'ny ady amin'ny fanlikilihana ny voan'ny VIH/SIDA is.gd/Gq82CL #BlogPos #WAD11
@iSchoolAfrica: Thanks! “@risingvoices: Great work by young citizen journalists from @iSchoolAfrica in S.Africa on #WAD11 #BlogPos is.gd/k24B7V”
@iSchoolAfrica: Misaotra! “@risingvoices: Asa mahafinaritra avy amin'ireo mpanao gazety olon-tsotra tao amin'ny @iSchoolAfrica ao S.Africa tamin'ny #WAD11 #BlogPos is.gd/k24B7V”
@stephenfry (Stephen Fry) Many good places to visit to remind yourself about how dangerous as prevalent HIV still is HIVaware.org.uk & worldAIDSday.org #WAD
@stephenfry (Stephen Fry) Toerana tsara marobe tsidihana mba hampahatsiahy ny tenanao momba ny loza ateraky ny VIH HIVaware.org.uk & worldAIDSday.org #WAD
Lahatsary sy fandraketam-peo:
@sirajdhaka: (Shahjahan Siraj) Bangladesh live channel machizo.com/live #BlogPos #WAD2011.
@sirajdhaka: (Shahjahan Siraj) fantsona mivantana ao Bangladesh machizo.com/live #BlogPos #WAD2011.
@UNDP_Europe_CIS: (UNDP Europe and CIS) Condoms can save your life in more ways than you think – check out this video from #Montenegro bit.ly/sz9vfu #HIV #WAD
@UNDP_Europe_CIS: (UNDP Eoropa sy CIS) Afaka mamonjy ny ainao amin'ny fomba maro tsy araka ny heverinao ny Fimailo – jereo ity lahatsary avy any #Montenegro ity bit.ly/sz9vfu #HIV #WAD
@solanasaurus: The @globalvoices podcast marks #WAD11 w/ activists in #Kenya and #Egypt on sexual health education http://t.co/YXju1tG8 #BlogPos
@solanasaurus: Manamarika ny #WAD11 ny fandraketam-peon'ny @globalvoices miaraka amin'ireo mpikatroka ao #Kenya sy #Egypt mikasika ny fanabezana ara-pananahana