Tantara tamin'ny 07 Oktobra 2019
Famorian-tanora ao Shina hampitsarahana ny fahaverezam-pimaroamboary sy mampiroborobo ny firindrana miaraka amin'ny natiora
Nampiray toerana tanora miisa 176 avy amin'ny firenena miisa 82, ny tsenan-kevitra notanterahana tao Changbaishan ao Shina, tamin'ny 15-18 Septambra.
Taratasim-pifandraisana RV : mpinamana ao amin'ny Yoti mikaroka ny fiantraikan'ny lalànan'ny maripamantarana nomerika amin'ireo vondrom-piarahamonina an-jorom-bala indiana
Ny taratasim-pifandraisan'ny Rising Voices dia manolotra rohy mankamin'ny fahafahana mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika ahitàna ny fidirana sy ny fanekena ireo fitaovana nomerika sy ireo fomba samihafa hahazoan'ireo vondrom-piarahamonina mandray anjara feno amin'ny serasera.
Kamerona: Manao fanadiovana i Yaoundé mialohan'ny fahatongavan'ny Papa
Fitsidihan'ny papa Benoit XVI an'i Kamerona ny 17 ka hatramin'ny 24 martsa 2009. Manosika ireo tomponandraikitra handray fepetra ifotony mikasika ny fanadiovana izany,
Video: Roa volana fikatonana ao Kashmir
60 andro izay no niato ny fiara fitateram-bahoaka, voabahana ny servisy finday, mikatona ny sekoly sy ny kolejy ao Kashmir. Mitatitra avy ao Shopian i Basharat Amin, mpifandray amin'ny vondrom-piarahamonina Video Volunteers.