Tantara tamin'ny 02 Oktobra 2019
Kazakhstan: Mikapoka ny biraom-paritry ny fiarovana nasiônaly ny fanapoahana baomba famonoan-tena
Omaly, 17 Mey 2011, nanapoaka ny tenany teo amin'ny fidiran'ny biraom-paritry ny Kaomitin'ny Fiarovana Nasionaly any Aktobe, foibem-paritra iray any Kazakhstana andrefana, ny kamikazy iray (mpanao vy very ny aina). Olona efatra no naratra tao anatin'izany fipoahana izany.
Fantaro i Aremu A. Adeola, Jr., ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang Twitter ny 2 – 8 Oktobra
Fantaro misimisy kokoa i Aremu A. Adeola, Jr, mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 2 - 8 Oktobra 2019. Hozarainy aminsika izay vinavinany ho an'ny fiteny Yoruba .
Netizen Report: Fanafihana ratsy nanapaka ny Wikipedia tamin'ny aterineto
Tapaka ny Wikipedia, voaroaka tao amin'ny Twitter i Raul Castro ary niverina ihany ny aterineto tao Papoà tamin'ny herinandron'ny 6-13 septambra.
Mandinika indray ny Lalàna mifehy ny Fikomiana ny fitondrana Trinite & Tobago
Ny ilaina dia fanavaozana maika ny lalàna mba handraisana ny fikasana hikomy amin'ny alàlan'ny fampidirana fepetra manokana fa ny hetsika sy ny fanambarana voaràra dia tsy maintsy ireo izay mandrisika an-katerena ny fihetsika mahery setra amin'ny fanjakana, ny governemanta na ny lalàmpanorenana.
Raha mihatsara ny filaminana ao El Salvador, mihemotra kosa izy eo amin'ny fahalalahan-gazety
Raha mihavitsy noho ny teo aloha ny famonoan'olona ao El Salvador, dia hita ho mirona mankany amin'ny fanivanana ireo fampitam-baovao sy feo mitsikera ny governemanta.