Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

15 Septambra 2019

Tantara tamin'ny 15 Septambra 2019

Manasongadina ny anjara asan'ny Cambridge Analytica tao anatin'ny fifidianana tany Trinidad & Tobago ny “The Great Hack’ an'ny Netflix

GV Mpisolovava

Mety ho tonga ao Trinidad sy Tobago i Christopher Wylie, ilay mpitoroka ny Cambridge Analytica, mba hiresahana miaraka amin'ny Kaomity Manokana Iraisana mikasika ny tsy fahaiza-mitantana ny fampielezankevitra amin'ny fifidianana- ary koa ireo olona nanakarama ilay orinasa.

Zarao ny Majika

Blaogim-Piarahamonina GV

Ny hatsaram-panahin'ny blaogera feminista iray - sy vintana tonga tamin'ny fotoana tsy nampoizina - no nitondra ahy tato amin'ny Global Voices tamin'ny Fararano 2008.

Mandranitra Fifanenjanana ara-poko sy fivavahana ny volavolam-pisarahana ao amin'ny Fiangonana Ethiopiana Orthodoksa

Milaza ny Oromo mpitondra fivavahana fa antenain'ny EOTC ny Oromo mpandeha any am-piangonana hivavaka amin'ny fiteny Ge’ez, fiteny litorjikan'ny fiangonana, na Amharika, fitenim-piasana ao amin'ny governemanta federalin'i Ethiopia.

Notorian'ny praiminisitr'i Singapaoro ho manala baraka ny tranokalam-baovao tsy miankina iray

GV Mpisolovava

Notorian'ny praiminisitr'i Singapaoro Lee Hsien Loong i Terry Xu, lehiben'ny tonian-dahatsoratry ny tranonkalam-baovao tsy miankina The Online Citizen (TOC), noho ny fanalam-baraka nifandraika tamin'ny lahatsora-baovao iray navoakany, miresaka momba ny disadisam-panjakana eo amin'ny mpitarika sy ireo mpiray tampo aminy.