Ireto ambany ireto ny lisitra feno tamin'ireo fivorian'ny fihaonambe izay nalefa mivantana. Tsindrio ny lahatsoratra bilaogy izay mamintina ny fizarana tsirairay, ary tokony ahitana lahatsary azo jerena ao amin'ny YouTube, na mandehana avy hatrany ao amin'ny fiandohan'ny lahateny ao amin'ny rakitra horonantsary YouTube mandefa mivantana.
Fanamarihana: Narakitra toy ny lahatsary lava be isan'andro ny fandefasana mivantana, ka mitondra anao avy hatrany any amin'ny fiantombohan'ny lahateny manan-danja ny rohy .
ANDRO VOALOHANY: Fandefasana mivantana ny andro voalohan'ny hetsika ( 2 Des)
Fandefasana mivantana ny 2 Des (9h) »
- 09:00 Fanamarihana fiarahabana sy fanokafana | YouTube
- 09:30 Ny ho avin'ny resadresaka nomerika ao Sri Lanka | YouTube
- 10:30 Manangana sehatra maharitra ho an'ny fahalalaham-pitenenana aorian'ny ady | YouTube
- 11:50 Mampifandray amin'ny alalan'ny teny: Fomba iombonana amin'ny fiteny maro ho an'ny Fiarovana | YouTube
- 12:00 Feo tandindonin-doza: Tahiry vaovao ho an'ny fandraketana ireo fandrahonana ny lahateny antserasera | YouTube
- 12:15 Tsy misy firenena ho an'ny fahalalaham-pitenenana: Tafahitsoka eo anelanelan'ny fandrendreham-bahoaka sy ny politika mizarazara| YouTube
- 14:15 Fananahana, Zo sy aterineto: Fitantarana ao Aziatika Atsimo | Famintinana bilaogy hafa | YouTube
- 15:15 Nahoana ny aterineto no tsy mitovy mihitsy? | YouTube
- 16:15 Mpiasam-panjakana: Manalefaka ny fanorisorenana eny amin'ny fiarahamonina antserasera | YouTube
- 16:25 Drafitry ny UNESCO hanatsarana ny aterineto ho an'ny rehetra | YouTube
- 16:50 Ahoana no hamolavolan'ny ady amin'ny fitantarana tantara sy ireo mpilaza tantara (Storytelling and Storytellers) | YouTube
ANDRO FAHAROA: Lahatsary narakitra tamin'ny andro faharoan'ny lanonana (3 Des)
Fandefasana feno ny 3 Des (9h)
-
- 09:15 Ahoana no ataontsika mba halalaka hatrany sy hiaro ny feo rehetra ny aterineto? | YouTube
- 10:20 Ny fomba hanatsaran'ny Periodismo de Barrio ny tontolon'ny media Kiobàna | YouTube
- 11:00 NewsFrames: Fanadihadiana iombonana momba ny Media | YouTube
- 11:15 Ankoatra ny anarana sy ny tarehimarika: Iza no taraiky amin'ny fanaovana nomerika ny maha-olom-pirenena? | YouTube
- 12:15 Vaovao lany daty ny vaovao faikany | YouTube
- 14:15 Mahita lalana vaovao antserasera ny fiteny Mapuche, lahatsoratra iray monja ho an'ny Akamantatra | YouTube
- 14:30 Iza no manapa-kevitra amin'ny fiteny izay ampiasaina amin'ny aterineto? | YouTube
- 15:30 Iraka azo atao: Manangana Fahatokisana amin'ny Vaovao | YouTube
- Fiarahamiasa antserasera manerana ny sisintany: Traikefa manova fiainana | YouTube
- Teny sy Basy: Tononkalo miaraka amin'ny mozika | YouTube
- Eritreritra sy fisaorana tamin'ny fiafaran'ny fihaonambe | YouTube