Tantara tamin'ny 12 Septambra 2019
@DigiAfricanLang : mitondra ny ‘Fon’ ho ety anaty Aterineto i Mahuton Bienvenu Possoupe, ny 3 hatramin'ny 9 jolay 2019

Mahuton Bienvenu Possoup no miandraikitra ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ao anatin'ny fanentanana vaovao mifototra eo amin'ny fahamaroan'ny fiteny afrikana.
Pelaka ao anaty fifaliana an-kira (T & T)

Mendrika hirehareha amin'ny tenanao ianao, ny hatsaranao tsy hananam-piry. Mandrosoa, omeo hafaliana lehibe ny tenanao.
Fantaro i Wong Cin Wun, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 10 ka hatramin'ny 16 Septambra 2019

Vakio ny resadresaka niarahana tamin'i Won Cin Wun, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 10-16 Septambra 2019. Hitondra ny tantaran'ny vondrom-piarahamonina Kaxabu sy ny fiteniny ary ny kolontsainy izy.
Juan Tadeo: Miatrika ny fahaketrahana taorian'ny fihaonambe

Ho an'ireo namana GV izay mety mamaky ireo teny ireo, avelao aho hilaza hoe: tombontsoa ity, mahafinaritra ianareo, ianareo tsirairay avy ary tsy andriko ny hiara-hiasa akaiky aminareo mba hahatonga ny tontolon'ny bilaogy sy ny aterineto ho toerana tsara kokoa. Antenaina fa hifankahita tsy ho ela isika.