Tantara tamin'ny 11 Septambra 2019
Fantaro i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang amin'ny 11 – 17 septambra 2019

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 11_17 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny anglisy Nizeriana.
Syria: ao an-tsainay i Gaza (2009)
Maresaka be ny bilaogera Syriana hatramin'ny nisian'ny daroka baomba tany Gaza. Ho an'ny Syriana maro, noho ny fakana maripanondroana miorim-paka lalina sy ela tamin'ny vahoaka Palestiniana izany. Ho an'ny sasany indray, misy ny lafiny tena manokana