- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vovonana 2015: Fango & Sary

Sokajy: Mediam-bahoaka

Raha hampiasa ireto sary ireto amin'ny fampiroboroboana ny hetsika,dia ampidiro ao amin'ny solosainanao izany, ary avereno ampidirina ao amin'ny tranokalanao ary apetaho ao. Raha mampiasa ireto sary ireto ianao, dia ampifandraiso amin'ny pejy fandraisan'ny Fihaonambe https://summit2015.globalvoicesonline.org  [1]izy ireo.

Raha mila sary amin'ny endrika hafa ianao dia manontania [2] anay amin'ny antsipiriany.

Ho an'ny loko mazava kokoa (PNG mangarahara)

Global Voices Summit 2015

Global Voices Summit 2015 [3]

Tsy mifidy tokotany (ambadika)

Global Voices Summit 2015 [4]

Global Voices Summit 2015 [5]

Global Voices Summit 2015 [6]