Vovonana 2015: Fango & Sary

Raha hampiasa ireto sary ireto amin'ny fampiroboroboana ny hetsika,dia ampidiro ao amin'ny solosainanao izany, ary avereno ampidirina ao amin'ny tranokalanao ary apetaho ao. Raha mampiasa ireto sary ireto ianao, dia ampifandraiso amin'ny pejy fandraisan'ny Fihaonambe https://summit2015.globalvoicesonline.org izy ireo.

Raha mila sary amin'ny endrika hafa ianao dia manontania anay amin'ny antsipiriany.

Ho an'ny loko mazava kokoa (PNG mangarahara)

Global Voices Summit 2015

Global Voices Summit 2015

Tsy mifidy tokotany (ambadika)

Global Voices Summit 2015

Global Voices Summit 2015

Global Voices Summit 2015

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.