Tantara tamin'ny 07 Septambra 2019
Nomen'ny mpiserasera Hong Kong anarana hoe “Dunkerque ao Hong Kong” ny fivoahan'ireo mpanao fihetsiketsehana tao amin'ny seranam-piaramanidina
Mpanao fihetsiketsehana an'arivony no nandeha fitateram-bahoaka ho any amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena tao an-tanàna tamin'ny 1 septambra mba hiezaka hanakorontana ny seranam-piaramanidina. Na izany aza, nahatonga azy ireo nihitsoka tao amin'ny Nosy seranam-piaramanidina 35 kilometatra miala ny tanàna ny hetsika fanakorontanana nataon'izy ireo.
Vovonana 2015: Fango & Sary
Fango sy sary ho an'ny Fihaonamben'ny Global Voices 2015
Tatitra manokana 2010: BBC News sy ny Global Voices
Niara-niasa nandritra ny tapa-bolana ny ekipan'ny tranonkala BBC News sy ny Global Voices tao anatin'ny Andiany SuperPower izay nokarakarain'ny BBC momba ny aterineto mba hahitana ny fomba hamenoan'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra ao amin'ny aterineto ny tatitra iraisampirenena sasany ataon'ny BBC sy ny mifamadika amin'izany. Ho fampiharana izany, natombokay ny fampidirana ireo rohin'ny...