Tantara tamin'ny 05 Septambra 2019
Ny andro manerantany iadiana amin'ny SIDA taona 2010
Fankalazana faha-22, manintona ny sain'ny olona mihoatra ny 33 tapitrisa miaina miaraka amin'ny VIH ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA fanao isaky ny 1 Desambra. Tamin'ny taona 2009, ankizy maherin'ny 1000 maneran-tany no tratran'ny VIH isan'andro.