Tantara tamin'ny 04 Septambra 2019
Fantaro i Uzoma Ozurumba Ihechiluru, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang 4 – 10 septambra 2019

Andao hofantarina bebe kokoa momba an'i Uzoma Ozurumba Ihechiluru, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 4-10 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo.
Alphonse Mucha ilay nanome aingam-panahy mahagaga tamin'ny manga sy ny sarimiaina ary ny “tantara an-tsoratra Japoney”
Samy nilaza avokoa ireo mpamorona manga, ny sarimiaina ary eny fa na dia ny mpanoratra" tantara an-tsoratra Japoney" ao Japana aza fa nanome aingam-panahy azy ireo ilay Tseky mpanao kantovao sady mpamorona sarimiaina tany ampiandohan'ny Taonjato faha-20.
Fahafahana ho an'ny hafa sy ho ahy

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Te-hanoratra sy haneho ny hevitro amin'ny alàlan'ny hafa aho. Hitako tamin'ny fikarohana tao amin'ny google ny GV. Fantatro fa tsy ampy fahalalana momba ny...