- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vovonana 2015 tany Cebu: Efitra fanoratan-gazety

Sokajy: Mediam-bahoaka
15757846924_b5db42f45f_o [1]

Rebecca MacKinnon miresaka amin'ny media ao an-toerana. Saripikan'i Laura Schneider. 25 Janoary 2015. CC BY-NC-SA 2.0

Cebu, located far from the nation’s capital that is Manila, is in the periphery. Far, as in physical distance, from the nation’s decision-makers. Far in figurative terms from opportunities granted first to those in the bigger metropolis. […]Organizers of the Citizen Media Summit 2015 to be held in Cebu this Saturday and Sunday also know the value of the periphery. […]Citizen media is about reporting on what you witness or experience, getting information and sharing it even if mainstream media like newspapers, radio and television are not there to report it. It is about reporting on issues that others may have overlooked or forgotten.

Any amin'ny manodidina no misy an'i Cebu, miorina lavitra an'i Manila izay renivohitry ny firenena. Lavitra, amin'ny halavirantany, avy amin'ireo mpanapa-kevitra ao amin'ny firenena. Lavitra ara-tarehimarika amin'ny hirika nomena voalohany ho an'ireo olona ao amin'ny metropole lehibe. […] Mahalala ny hasarobidin'ny manodidina Ireo mpikarakara ny Fihaonambe momba ny Median'Olon-tsotra 2015 izay hatao ao Cebu ny Asabotsy sy Alahady. […] Mitatitra momba ny zavatra hitanao na ny iainanao ny median'olon-tsotra, mahazo vaovao sy mizara izany na dia tsy eo aza ny fampahalalam-baovao mahazatra toy ny gazety, radio ary ny fahitalavitra mba hitatitra izany. Momba ny fitantarana ireo olana izay mety tsy raharahian'ny hafa na adinon'ny hafa izany.

-We are the periphery (Izahay no manodidina) [2] avy amin'i Nini B. Cabaero ao amin'ny Sun Star
 

Fitantarana an-gazety Cebuano momba ny Fihaonambe