02 Septambra 2019

Tantara tamin'ny 02 Septambra 2019

Ahoana ny ihaonan'ny fanatontoloana, ny mari-panondroana ary ny kolontsaina ao amin'ny zava-kanto

  02 Septambra 2019

Ahoana ny fanehoan'ny mpanoratra ny olana eo amin'ny mari-panondroany sy ny fiaviany lavitry ny firenena nahaterahany? Amin'ny fomba ahoana no ahafahan'ny zava-kanto manakaiky kokoa ny kolontsaina sy ny fomba fijery maro samihafa ao amin'ny tontolo iray izay miha-misara-tsaina hatrany hatrany? Ireo no fanontanian'i Omid Memarian, mpanao gazety mandala zava-kanto, miara-mandinika...

Fifandonana Isiraely-Gaza 2012

  02 Septambra 2019

Niha-nitombo ny isan'ny sivily maty tao anatin'ireo fifandonana farany teo amin'i Israely sy ny tetezan-tanin'i Gaza. Ny 10 Novambra 2012, nitifitra balafomanga fiara mifono vy an'ireo miaramila Isiraeliana mpanao fisafoana tao amin'ny faritra Isiraeliana ny mpitolon'ny Gaza, ao amin'ny sisintanin'i Gaza sy Isiraely.