- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Manontany ireo bilaogera Ejyptiana hoe: NAHOANA?

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Ejipta, Israely, Palestina, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Hevitra, Mediam-bahoaka, Mpitsoa-ponenana, Zon'olombelona

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2009 ity adika eto ity)

Toa ny ankamaroan'ny lahatsoratra avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Ejiptiana no miezaka mitady valiny amin'ireo nahoana sy ahoana marobe ao an-dohan'izy ireo.

Sandmonkey nanontany hoe nahoana no manome tsiny an'i Ejypta [1] ary namaly hoe:

Blame Egypt: All the cool kids are doing it

The rationale being that somehow, Egypt is not doing enough to support the palestinian cause, and is to blame for the Ghaza blockade. The rationale completely skips that 1) Egypt tends to honor it's international agreements, even if we don't like it, 2) The coordination for opening the border happens between us and the Palestinian authority, which was overthrown by a nice bloody coup exacted by Hamas, and 3) Hamas is the kind of islamist terrorist organization that we don't really wish to legitimize or support, let alone give access to a part of our country that witnessed 3 seperate terrorist attacks in the last 4 years, 2 of which targeting Israeli tourists. Also, in a great twist of irony, all of those people blaming us have a sordid history of letting down (and sometimes killing, in thousands I might add) the palestinians themselves: Jordanians with Black september, Lebanese with Sabra and Shatila, the syrians by stoking the fires and never actually doing anything to support them except getting beaten at wars, and the gulfies by being totally passive and never actually doing anything, ever. But yes, blame Egypt. We are clearly at fault here.

Manome tsiny an'i Ejypta: Manao izany ny ankizy mahafinaritra rehetra

Izay olombelona misaina fa tsy ampy ny fanohanan'i Ejypta ny Palestiniana, ary izy no tokony hotezerana amin'ny fahirano an'i Gaza. Tsy misaina tsy mijery mihitsy fa 1) Mirona amin'ny fanajana ny fifanarahana iraisam-pirenena i Ejipta, na dia tsy tiantsika aza izany, 2) Eo amintsika sy ny manampahefana Palestiniana ny fandrindrana amin'ny fanokafana ny sisintany, izay nirodana noho ny fanonganam-panjakana feno ra mandriaka nataon'ny Hamas, ary  3) Karazana fikambanana mpampihorohoro islamista izay tsy tena tiantsika ekena ho ara-dalàna na tohanana ny Hamas, tsy lazaina intsony ny fanomezana fidirana ao amin'ny ampahan'ny firenentsika izay nanatri-maso fanafihana fampihorohoroana 3 samihafa tao anatin'ny 4 taona lasa, izay nikendry ireo mpizahatany Israeliana ny 2 tamin'izany. Ary ny mampihomehy, manana tantara mahamenatra amin'ny famelana ny Palestiniana hirodana (ary indraindray mamono, an'arivony angamba mety manitatra aho) ireo olona rehetra manome tsiny antsika ireo: ireo Jordanianina manana ny septambra mainty, ny Libaney manana an'i Sabra sy Shatila, ny Syriana amin'ny fandoroana ny afo ary tsy manao na inona na inona hanohanana azy ireo ankoatra ny hidarohana azy ireo anaty ady, ary ireo golfa mitazam-potsiny tanteraka ary tsy manao na inona na inona mihitsy. Saingy eny, omeo tsiny i Ejipta. Mazava tsara fa diso isika eto.

Nilaza ihany koa i Sandmonkey ato [2] hoe maninona no tsy tokony hifehy an'i Gaza i Ejipta ho famaliana ny lahatsoratr'i [3] Drima:

1) It's not anybody's to give anyway!

2) Sure, it used to be our protectorate, until the Israelis took it over in 1967, a nice place where lefty seculars live. Now, they want to return it to us, with islamist militants running the show? Oh, thank you. Do you wanna give us blankets with chickenpox in them as well?

3) If we did end up taking over Ghaza, we will have to clean it from Hamas's presence and disarm the population, which means that we will kill and or arrest at least about 30,000 people , just in the initial sweep, and we really don;t want palestinian blood on our hands, or like anywhere near us to begin with. So, again, pass.

4) Do you really want the palestinians to enjoy the same “rights and freedoms” that Egyptians have under the blessed Mubarak regime? Really?

Egypt has always been everybody's surrogate Homeland, the place everyone can go to and make their temporary home, as the 4 million sudanese refugees (Hey drima, you wanna take them back?), the 2 million somalian refugees and the half million iraqi refugees we took in the past 5 years will tell you. But that's it. We are a stop on the way at best. We are to a homecountry for others what Tofu is to chicken. We don't give passports and we don't give rights, and honestly, the Ghazan's probably deserve better than this.

1) Tsy ny olona rehetra no hanome na dia izany aza!

2) Mazava ho azy fa nahazatra antsika ny maha-ao amabany fiarovantsika azy, mandrapahazoan'i Isiraeliana azy tamin'ny taona 1967, toerana mahafinaritra izay ipetrahan'ny laika ankavia. Ankehitriny, te-hamerina izany amintsika izy ireo, amin'ireo milisy islamista mitarika ny seho? Misaotra e. Te-hanome bodofotsy feno kongona ao anatiny ihany koa ve ianao?

3) Raha hifehy an'i Gaza no hiafarantsika, dia tsy maintsy manadio izany isika mampiala ny Hamas ary hanala ny fitaovam-piadiana eo amin'ny vahoaka, izay midika fa hamono sy hanagadra olona 30000 isika farafahakeliny, ao anatin'ny hetsika voalohany, ary tsy te-hadatsa-dràn'ny palestiniana eo am-pelantanantsika tokoa isika, na tahaka ireo manodidina antsika mba hanombohana izany. Ka averina indray, mandehana.

4) Tianao tokoa ve ny Palestiniana hankafy ny “zo sy fahalalahana” mitovy amin'ny Ejiptiana eo ambany fitondrana Mubarak voatahy? Izany tokoa ve?

Tanindrazan'ny tsirairay foana i Ejipta, toerana azon'ny rehetra idirana sy hipetrahana amin'ny fotoana tsy maharitra, satria ireo mpitsoa-ponenana Sodaney 4 tapitrisa (Hey drima, tianao hampodiana ve izy ireo?), mpitsoa-ponenana Somaliana 2 tapitrisa sy mpitsoa-ponenana Irakiana atsasaky ny tapitrisa nalainay 5 taona lasa izay no hilaza minao.Saingy izay ihany. Mijanona eo amin'ny lalana tsara indrindra isika. Ao anatin'ny firenena, izay ho an'ny hafa, tahaka ny Tofu ho an'ny akoho. Tsy manome pasipaoro izahay ary tsy manome zo, ary am-pahatsorana, mety ho mendrika kokoa noho izany aza ny Gazaita.


Sandmonkey mitanisa antony vitsy maromaro ato [4], ato [5] ary ato  [6]izay mahatonga ny olona hanome tsiny an'i Ejipta ary mamerina indray [7] ny antony hiheverany fa tsy tokony hitsabaka i Ejipta.

Manana fanontaniana hafa vitsy koa [8] i Perwin Ali:

If the Hamas powers-that-be don't like Egypt so much, and have been screaming foul play since the beginning, why are they coming over for their Gaza Resolution meeting? Why of all the places in the world have they picked Egypt to meet their arch rival Fat-h (yes, the crazy irony of the Hamas- Fat-h situation isn't lost on me either)?

I really need someone to explain this… logically… to me.

As a footnote I have a couple more questions bugging me

1) If to this day Fat-h, Hamas, and the ever-forgotten Palestinian Authority (yeah, the one that supposedly rules/leads/whatever… their big tomato there (not cheese, tomato -squishy and messy), can't unite and get over their grudges and personal agendas, how do they plan on winning their war against Israel?
2) Where's Iran gone to, now that the fight has been taken to the ground and they have to either put up or shut up? What happened to all the slurs and supposed weapons that allegedly started this whole fiasco?

And as a bonus combined question (last one, I promise)… Where are all the other wagging tongues and mud slingers? Which holes did they crawl into now that it doesn't pay to talk, since the situation reeeeeeally needs actions? Who is left in the picture now? Who's picking up the proverbial pieces?… say it with me…. EGYPT!

I sooooooooo rest my case, people.

As I was saying before… “Yes I'm Egyptian, proud of it, and I will GLADLY gouge out the eyes of anyone who so much as thinks of looking funny at Egypt…أيوة فخورة اني مصرية واللي عنده مشكلة يوريني نفسه كده

Raha toa ka tsy tian'ny fahefana Hamas loatra i Ejipta, ary mitabataba fa misy lalao maloto hatrany am-piandohana, nahoana izy ireo no tonga hamonjy ny fivoriana Famahana ny olan'i Gaza? Fa maninona amin'ireo toerana rehetra eto amin'izao tontolo izao ireo no nifidy an'i Ejipta mba hihaonana amin'ny mpifanandrina goavana an'izy ireo, dia ny Fat-h (eny, tsy very ato amiko ihany koa ny mampihomehy indrindra momba ny toe-javatra Hamas-Fat-h )?

Tena mila olona hanazava izany … lojika … izany amiko aho.

Ho fanamarihana eo ambanin'ny pejy, manana fanontaniana misimisy kokoa manitikitika ahy aho

1) Raha mandraka androany, tsy afaka mitambatra sy miala amin'ny lolom-pon'izy ireo sy ny tetika ambadika an-dry zareo any ny Fat-h, Hamas, ary ny Fahefana Palestiniana adino foana (eny, ilay heverina fa mitantana/mitarika/na inona na inona … ny voatabiany ngezabe indrindra any (tsy fromazy, voatabia madidy sy mikorontana), ahoana no fomba hiheverany fa handresy amin'ny ady ataony amin'i Isiraely?
2) Taiza no nalehan'i Iran, satria efa an-tanety ankehitriny ny ady ary tsy maintsy na miatrika na mangina izy ireo? Inona no niafaran'ireo fanevatevana sy fitaovam-piadiana rehetra heverina fa niatombohan'izao tsy fahombiazana mihitsy izao?

Ary toy ny fanampiny amin'ny fanontaniana (ny iray farany, mampanantena aho) … Aiza daholo ireo fiteny hafa rehetra milelalela sy mitabataba? Lavaka taiza no nandadizan'izy ireo hatramin'izao no raha tsy andoavambola ny firesahana, satria mila hetsika tokoa ny toe-java-misy? Iza no tavela ao amin'ny sary ankehitriny? Iza no maka ireo sombin-dahatsoratra lasa ohabolana? … lazao amiko …. EJYPTA!

Avelako ny raharaha momba ahy, ry vahoaka.

Araka ny nolazaiko teo aloha … “Eny ejiptiana aho, mirehareha amin'izany ary ho FALY hampamiratra ny mason'ireo rehetra izay mihevitra fa mampihomehy amin'i Ejipta ..أيوة فخورة اني مصرية واللي عنده مشكلة يوريني نفسه كده