- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kony 2012

Sokajy: Mediam-bahoaka
Joseph Kony in graffiti, March 13, 2012. Image: ☮/Flickr (CC BY-NC 2.0). [1]

Joseph Kony natao graffiti, 13 Martsa 2012. Sary: ☮/Flickr (CC BY-NC 2.0).

Fanondroam-pejy

Niteraka tadio an-tserasera ny lahatsary sy fanentanana [7] natao hampahafantarana ho “malaza” an'i Joseph Kony, ilay mpitarika mpanao ady anaty akata Ongadey sady jiolahin'ady karohana ho fanohanana ny fisamborana azy ka nahatonga ny andiana fanehoan-kevitra avy amin'ireo Ogandey izay nanahy ny hafatra ho tsotra loatra.

Lahatsoratra manasongadina an'i Joseph Kony 2012 ato amin'ny Global Voices

Miverina any amin'ny votoaty [8]

11 Aprily- Ogandà: Kony 2012: Fizarana faha II – Nahitana fanehoan-kevitra mifangaro ny “Beyond Famous” [9]
21 Mar – Oganda: Valinteny avy amin'ny Praiminisitra Ogandey momba ny lahatsary Kony 2012 [10]
21 Mar – Shina: Adihevitra momba an'i Kony 2012 [11]
15 Mar – Oganda: Eny Kony izahay! [12]
14 Mar – Taorian'ny Kony 2012, Mitaky fitantarana ny “Inona No Tiako Momba An'i Afrika” [13]
08 Mar – Oganda: Moa ve afaka #ManakanaaniKony ny lahatsary malaza? [14]

Rohy Toroina

Miverina any amin'ny votoaty [8]

Loharanom-baovao

Miverina any amin'ny votoaty [8]

Lahatsary

 

Twitter

Tenirohy: #Kony2012 [24] | #StopKony [25]


Miverina any amin'ny votoaty [8]