Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Jolay 2019.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 560 isika, nahasarika mpitsidika 270.046 ary jeripejy miisa 323.080. Nahatratra 260.069 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 263.834 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topimaso iray amin'ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'iny volana lasa iny.
Songadina
- Pejy Facebook [3] Lingua Esperanto nahazo mpankafy arivo.
- Niova ny mpitarika ny Lingua Frantsay sy Portiogey, jereo ao ireo mpitantana vaovao ny asa fandikàna [4]!
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 168
Espaniola 96
Italiana 54
Frantsay 53
Jeripejy
Espaniola 97.733
Portiogey 35.058
Japoney 32.975
Frantsay 28.633
Italiana 15.,729
Mpankafy Facebook
Arabo ar 124.586
Shinoa 43.041
Espaniola es 19.539
Frantsay fr 17.316
Amharic am 8.834
Mpanjohy Twitter
Shinoa 181.187
Arabo ar 42.444
Bangla bn 8.083
Espaniola es 7.576
Frantsay fr 5.558
Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6]! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua [7]. Mandika teny ho amina teny ampolony maro izahay [8]! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua [9]!