Vaovao faran'ny Lingua : Jolay 2019

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Jolay 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 560 isika, nahasarika mpitsidika 270.046  ary jeripejy miisa 323.080. Nahatratra 260.069 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 263.834 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topimaso iray amin'ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'iny volana lasa iny.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 168
Espaniola 96
Italiana 54
Frantsay 53

Jeripejy

Espaniola 97.733
Portiogey 35.058
Japoney 32.975
Frantsay 28.633
Italiana 15.,729

Mpankafy Facebook

Arabo ar 124.586
Shinoa 43.041
Espaniola es 19.539
Frantsay fr 17.316
Amharic am 8.834

Mpanjohy Twitter

Shinoa 181.187
Arabo ar 42.444
Bangla bn 8.083
Espaniola es 7.576
Frantsay fr 5.558

Isaorana betsaka ianareo noho ny fanampiana nataonareo hahatanteraka izany, asa tena goavana be! Manantena izany hatrany amin'ny volana manaraka 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namana sy ny tambajotranao azafady ny taratasy fangatahana hanatevina laharana ny Lingua. Mandika teny ho amina teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana handray ny vaovaon'ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.