Tantara tamin'ny 28 Aogositra 2019
Fantaro i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang amin'ny 21-27 Aogositra
Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-ny @DigiAfricanLang mandritra ny 21-27 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo izy.
Fantaro i Bill Cook, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter an'ny @NativeLangsTech ho an'ny 4-10 Jolay
Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Bill Cook, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-n'ny @NativeLangsTech mandritra ny 4-10 Jolay 2019. Hizara ny fomba fijeriny mikasika ny teny Rock Cree izy.
Vaovao faran'ny Lingua : Jolay 2019
Atolotry ny mpitantana ny Lingua anareo ny teoteotry ny Lingua - Jolay 2019
Ireo ankizy tsy manana taratasy ara-dalàna ao Iran
"Hita amin'ny tantaran'ny Repoblika Islamika ny fanavakavaham-poko sy ny antokom-pinoana vitsy an'isa ka toa niniana natao ny tsy fisian'ny fotodrafitrasa, ny tsy firaharahiana ara-toekarena ary ny halalin'ny fahantrana..."
Ny hetsi-panoherana ao Hong Kong imason'ny Filipiana iray mifindramonina hiasa
Miantraika tahaka ny ahoana ireny fivoriana ireny amin'ny fiainan'ny mpiasa nifindramonina? Inona ny eritreritry ry zareo momba ny fihetsiketseham-panoherana?
Mialoha fifidianana ao Mozambika, niadian-kevitra ny “vaovao faikany” sy ny loza aterany
Tsy voaresaka firy any Mozambika ny olan'ny vaovao faikany sy ny fanodikodinam-baovao mandritra ny fifidianana.
Jordania: Ny fifandraisana ao Gaza
Raha mbola manohy ny fanafihany an'i Gaza ny Israeliana, mandeha mihoatra noho ny fanamelohana ny herisetra ireo bilaogera Jordaniana ary mamadika ny tenin'izy ireo sy ny fihetseham-pon'izy ireo ho asa mivaingana. Fanentanana Komity 7iber/Action manangona ireo fanomezana ankoatra izay nomanin'ny mpikarakara azy.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...