- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Daroka baomba tao Gaza 2008-09

Sokajy: Mediam-bahoaka

[1]

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2008)

Nifarana tamin'ny 19 desambra ny fampitsaharana ady enim-bolana teo amin'i Isiraely sy ny Hamas tao amin'ny Lemak'i Gaza. Ny 27 Desambra, namely ireo Hamas maherin'ny 40 tao Gaza ny daroka an'habakabaka nataon'i Israely. Araka ny voalazan'ireo tatitra tany am-boalohany, niteraka fahafatesana maro mihoso-drà indrindra tao anatin'ny andro iray nandritra ny ady 60 taona teo amin'i Israely sy Palestina ny daroka an'habakabaka. Niteraka fihetsiketsehana feno hatezerana tao amin'ny tanàna Arabo ao Isiraely sy ny Morondrano Andrefana bodoin'ny Israeliana, sy hetsi-panoherana tany amin'ny firenena hafa ao amin'ny faritra sy manerantany ny daroka baomba.

Nanambara fampitsaharana ady samirery tamin'ny 17 Janoary i Isiraely. Nandritra ity ady 22 andro ity, nitatitra ny feon'ireo bilaogera ao Gaza ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices, anisan'izany ireo tantara manokana mikasika ny horohoro sy ny fahafatesana, tamin'ny fotoana nisian'ny fanakanana ny media. Araka ny filazan'ny mpitsabo palestiniana [2], olona maherin'ny 1.300 no maty tao Gaza, sivily ny atsasak'izany farafahakeliny. Olona 5.000 hafa no naratra. Farafahakeliny Israeliana 14 no maty, isan'izany ny sivily 3.

Ireo lahatsoratra nankafizinay indrindra

21 Jan – “Ao Gaza, ny maty ihany no mahita ny fiaran'ity ady ity” [3]
18 Jan – Gresy: Fanoherana ny sambo mitondra fitaovam-piadiany mankany Israely [4]
18 Jan – Israely: IDF manao ady ara-moraly ao Gaza? [5]
13 Jan – Palestina: “Lazao ahy, azafady Tompo ô, lazao ahy fa hifarana ity ady ity” [6]
12 Jan – Avy ao Italia mankany Palestina: Vittorio Arrigoni manoratra avy any Gaza [7]
12 Jan – MENA: Israel sy ny fampiasana ny Fôsfôro Fotsy ao Gaza [8]
04 Jan – Palestina: miditra ao Gaza ny tafika an-tanety Israeliana [9]
29 Dec – Israely: Maneho hevitra momba an'i Gaza ireo bilaogera Israeliana [10]
28 Dec – Palestina: “Andro mihoso-drà indrindra hatramin'ny taona 1967″ [11]

Vakio ny Global Voices amin'ny teny Arabo
Global Voices in Arabic

Jereo ny tahiry feno misy ny fitantarana

Twitter

Araho ireo mpiserasera Twitter [16] manerantany miresaka ara-potoana momba ny zava-mitranga any Gaza amin'ny alalan'ny fanarahana [17] ny tenirohy Gaza (#Gaza [18])—ary vakio ity lahatsoratra Global Voices [19]ity ho an'ny fanadihadiana momba ny anjara asan'ny Twitter amin'ny fanehoan-kevitra momba an'i Gaza.

Lahatsary
-Jereo ireo lahatsary avy ao Gaza ao amin'ny Palestine Vlog [20], anisan'izany ny iray eto ambany [21] tamin'ny fanafihana 27 Desambra:

-Azonao atao ihany koa ny mijery ireo lahatsary vitsivitsy ao amin'ity lahatsoratra [22]ao amin'ny Digital Journal ity.

Sary

-Sabbah Blog manana sesin-tsary [23] misy ireo sary maherin'ny 160 mikasika ny daroka baomba ao Gaza.
-Sary avy amin'i Lubna T  [24]ao amin'ny Flickr ahitana sary maromaro avy ao Gaza, ary koa ity andiana [25] diabe ao Ramallah ity mba hanohitra ny daroka an'habakabaka. Ao anatin'izany ity sary eto ambany ity:

[26]

Loharanom-baovao hafa
Pejy fitantarana manokana teo aloha momba an'i Afovoany Atsinanana ao amin'ny Global Voices: momba ny fifampiraharahana fandriampahalemana 2007 [27] sy ny  fifanakalozana gadra eo amin'i Israely sy Libanona [28] Jolay 2008.
-Pejy Wikipedia momba ny daroka baomba ao Gaza 2008 [29]sy ny ady 2008 Israel-Gaza [30].
-Pejy Krizy Afovoany Atsinanana [31] an'ny BBC

Fitantarana feno avy amin'ny Global Voices

Natao tamin'ny fomba marefo ny fampitsaharana ady ; manombatombana ny fahavoazana ireo Palestiniana ary manontany ny fitondran-tenan'ny ady ny israeliana .

23 Feb – Palestina: Mitohy ny fanafihana ao Gaza [32]
18 Feb – Miresaka momba ireo “zanaka lahin'i Ziona” ny bilaogera ao Ejypta [33]
17 Feb – MENA: Tsy mitanila ve ny BBC amin'ny fandavany tsy handefa ny antson'i Gaza? [34]
22 Jan – Israely: Fanamarihan'ny mpanao gazety mpaka sary Rosiana [35]
21 Jan – “Ao Gaza, ny maty ihany no mahita ny fiafaran'ity ady ity” [3]
19 Jan – Palestina: Manombana ny voka-dratsy ao Gaza [36]
18 Jan – Gresy: Gresy: fanoherana ny fitondrana fitaovam-piadiana ho an'Isiraely [4]
18 Jan – Israely: IDF miasa amin'ny ady fitondran-tena ao Gaza? [5]
18 Jan – Indonezia: Bilaogera vs. media mahazatra [37]
18 Jan – Israely: “Fampitsaharana ady” mandeha irery tsy misy vokany [38]
17 Jan – Israely: Feo manohitra ny herisetra  [39]
17 Jan – Palestina: “Tsy misy dikany ny zava-drehetra ao Gaza – miaina, mihazakazaka, manantena” [40]

Manohitra ny hafahafa rehetra, manohy miresaka an'i Gaza ny lahatsoratra bilaogy, mamaritra tsara ny tahotra ao aminy ireo bilaogera ary mitombo ny isan'ny maty satria tafiditra ao Gaza ny tafika Israeliana

16 Jan – Israely: Tia sy mankahala an'i Yonit Levi [41]
16 Jan – Maraoka: Firenena nisara-kevitra noho i Gaza [42]
16 Jan – Palestina: Miditra any amin'ireo faritra be olona ny tafika Israeliana [43]
15 Jan – Syria: Tsy afa-miaraka ireo mpitarika Arabo, Na dia ao anaty efitra aza [44]
14 Jan – Palestina: “Tsy manana basy na fitaovam-piadiana aho. Miady hilaza ny marina aho” [45]
14 Jan – Global: Fanangonan-tsonia antserasera natomboka ho an'i Gaza [46]
14 Jan - Palestina: Prank miantso ny IDF [47]
13 Jan – Tontolo Arabo: Miantso an-tariby an'i Gaza sy ny “Ady teknolojia ao Israely” [48]
13 Jan – Palestina: “Lazao ahy azafady Tompo ô, lazao ahy fa hifarana izao” [6]
13 Jan – “Nahoana ny ankizin'i Gaza no tsy mendrika ho faty?” [49]
13 Jan – Palestina: “Tsy fantatr'izy ireo raha ho velona izy ireo” [50]
12 Jan – Avy ao Italia mankany Palestina: Vittorio Arrigoni manoratra avy any Gaza [7]
12 Jan – MENA: Israely sy ny fampiasana  ny fôsfôro fotsy ao Gaza [8]
12 Jan – Israely: Mpiasan'ny Fanamboarana trano avy ao Gaza [51]
11 Jan – Palestina: “Mahita fankahalana isaky ny fipoahana miseho ao Gaza aho” [52]
11 Jan – Ejypta: Mitatitra mivatana avy an'i Rafah [53]
10 Jan - Ejypta: Tsy fankatoavam-bahoaka sy ny fihetsiketsehana ao Gaza [54]
10 Jan – Palestina: “Firy ny isan'ny maty ampy ao Gaza?” [55]
10 Jan – Palestina: “Tsy tiako hahita ahy potipotika ny zanako” [56]

Mitohy ny fanehoan-kevitra manerantany momba ny daroka baomba. Olona an-tapitrisany manerantany no nidina an-dalambe manao hetsika ho an'ny faran'ny ady;  manomana fanampiana ireo mpikatroka ary manomboka ny ady antserasera miaraka amin'izany.

09 Jan – Shina sy Hong Kong: Fomba fijery momba ny Ady ao Gaza [57]
08 Jan – Mampiasa ny ady ao Gaza mba hanaovana famoretna ny governemanta [58]Iranian [58]a [58]
08 Jan – Mamangy ireo Palestiniana naratra ny bilaogera Ejypsiana [59]
08 Jan – “Ao Gaza, mandeha vaovao isika saingy tsy afaka mijery fahitalavitra” [60]
07 Jan – Ejypta: Bilagera tsy tapa-kevitra [61]
07 Jan – Syria: Gaza ao an-tsaintsika [62]
07 Jan – Bilaogy Bangla: Mivavaka ho an'ny Fandriampahalemana ao Gaza [63]
06 Jan – Bilaogera Ejyptiana: Manontany ny bilaogera hoe: NAHOANA? [64]
06 Jan – Miresaka momba ny lahatsoratr'i Robert Fisk ny bilaogera Ejypsiana [65]
06 Jan – Aostralia: Nizarazara ao Gaza ny mponina [66]
06 Jan – Ejypta: Avy amin'ny mpanakanto Ejypsiana hatramin'ny mpanakanto manerantany [67]
06 Jan – Palestina: Niharan'ny baomba Israeliana ny sekolin'ny Firenena Mikambana [68]
06 Jan – Palestina: mila ho rava ny ho avinay ao Gaza [69]
06 Jan – Palestina: Mifandray amin'i Gaza [70]
05 Jan – Palestina: “Tsy mitady fanafody aspirina ho an'ny ratra mandeha rà i [71]Gaza [71] [71]
05 Jan – Mitohy ny ady Facebook miaraka amin'ireo vondrona mpijirika [72]
05 Jan – Global: Ao anatin'ny Hery ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny ady ao Gaza [73]
05 Jan – Jordana: Ny fifandraisana Gaza  [74]
05 Jan – Manivana vaovao momba an'i Israely sy Palestina ve ny [75] Facebook [75]? [75]
04 Jan – Palestina: “Voafandrika, naratra ara-tsaina ary nampihorohoroana ireo vahoakan'i  [76]Gaza [76] [76]
04 Jan – Amerika: Antso ho an'ny fandriampahalemana ao Palestine [77]
04 Jan – Global: Fihetsiketsehana ho an'i Palestina [78]
04 Jan – Indonezia: Bilaogera Indoneziana Mamaly ny fanafihana ao Gaza [79]
04 Jan - Syria: Mandefa ireo fanampiana any Gaza ny Vokovoko Mena (Volantsinana Mena) [80]
04 Jan – Palestina: Miditra ao Gaza ireo tafika an-tanety Israeliana [9]

 Nodarohan'i Israely baomba i Gaza; mamaly ny tontolo Arabo ary mitondra amintsika ny feon'ireo bilaogera ao Gaza ny Global Voices Online, manamarika izy ireo hoe: “Ao Gaza, 9/11 isan'ora, isa minitra”

03 Jan – Ejypta: Ahoana no ahafahantsika manampy an'i Gaza? [81]
03 Jan – Arabia Saodita: Iza no omena tsiny ho an'i Gaza? [82]
03 Jan – Aostralia: Manaraka an'i Gaza avy ao Afar [83]
02 Jan – Palestina: “Antsoina hoe Israely ny horohorontany tany Gaza” [84]
02 Jan – Gaza sy Sderot: “Taorian'ny ady, mila fanombohana vaovao isika” [85]
01 Jan – Palestina: Takon'ny ady ny fihetsiketsehana ao West Bank [86]
31 Des – Maraoka: “Gaza Isika Rehetra” [87]
31 Des – Libya: “May i Gaza!”Firaisankinan'ny bilaogera amin'i Palestina [88]
31 Des – Ejypta: Ny endrika hafan'ny tantaran'i Gaza [89]
31 Des – Bilaogera Maraokana, Toniziana miresaka momba ny daroka baomba Gaza [90]
30 Des – Ejypta: Firaisankina amin'i Palestina [91]
30 Des – Palestina: “Ao Gaza, 9/11 isan'ora, isa-minitra…” [92]
30 Des – Libanona: Firaisankina amin'ny Palestiniana ao Gaza [93]
30 Des – Syria: Tantara maro momba ny fanafihana Israeliana ao Palestina [94]
30 Des – Syria: Angano momba ny fanafihana [95]Israeliana ao Palestina [95]
30 Des – Israely: Manao “Valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety” ny kaonsiolà” [96]
30 Des – Israely: Fomba fijery momba ny Gaza Operation Cast Lead [97]
29 Des – Palestina: Bilaogera ao Gaza mamaritra ny tahotra [98]
29 Des – Syria: Bilaogera tezitra noho ny “Vono olona ao Gaza ataon'ny Israeliana” [99]
29 Des – Palestina: Bilaogera Frantsay Mandanjalanja momba an'i Gaza [100]
29 Des – Israely: Maneho hevitra momba an'i Gaza ny bilaogera Israeliana [10]
29 Des – Israely: Manomana ady [101]
28 Des – Palestina: Eny ifotony ao Gaza [102]
28 Des – Miresaka momba an'i Gaza ny tontolon'ny Twitter manerantany [19]
28 Des – Syria: Fahatezerana tamin'ny “Vono olona tao Gaza” [103]
28 Des – Palestina: “Andro mihoso-drà indrindra hatramin'ny taona 1967″ [11]
27 Des – Maneho hevitra momba ny “Vono Olona ao Gaza” ny tontolo Arabo [104]
27 Des – Palestina: Niteraka hetsika avy amin'ny bilaogera ny daroka an'habakabaka Israeliana [105]
26 Des – Iran: Manohana an'i Gaza ireo bilaogera Islamista [106]