Daroka baomba tao Gaza 2008-09

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2008)

Nifarana tamin'ny 19 desambra ny fampitsaharana ady enim-bolana teo amin'i Isiraely sy ny Hamas tao amin'ny Lemak'i Gaza. Ny 27 Desambra, namely ireo Hamas maherin'ny 40 tao Gaza ny daroka an'habakabaka nataon'i Israely. Araka ny voalazan'ireo tatitra tany am-boalohany, niteraka fahafatesana maro mihoso-drà indrindra tao anatin'ny andro iray nandritra ny ady 60 taona teo amin'i Israely sy Palestina ny daroka an'habakabaka. Niteraka fihetsiketsehana feno hatezerana tao amin'ny tanàna Arabo ao Isiraely sy ny Morondrano Andrefana bodoin'ny Israeliana, sy hetsi-panoherana tany amin'ny firenena hafa ao amin'ny faritra sy manerantany ny daroka baomba.

Nanambara fampitsaharana ady samirery tamin'ny 17 Janoary i Isiraely. Nandritra ity ady 22 andro ity, nitatitra ny feon'ireo bilaogera ao Gaza ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices, anisan'izany ireo tantara manokana mikasika ny horohoro sy ny fahafatesana, tamin'ny fotoana nisian'ny fanakanana ny media. Araka ny filazan'ny mpitsabo palestiniana, olona maherin'ny 1.300 no maty tao Gaza, sivily ny atsasak'izany farafahakeliny. Olona 5.000 hafa no naratra. Farafahakeliny Israeliana 14 no maty, isan'izany ny sivily 3.

Ireo lahatsoratra nankafizinay indrindra

21 Jan – “Ao Gaza, ny maty ihany no mahita ny fiaran'ity ady ity”
18 Jan – Gresy: Fanoherana ny sambo mitondra fitaovam-piadiany mankany Israely
18 Jan – Israely: IDF manao ady ara-moraly ao Gaza?
13 Jan – Palestina: “Lazao ahy, azafady Tompo ô, lazao ahy fa hifarana ity ady ity”
12 Jan – Avy ao Italia mankany Palestina: Vittorio Arrigoni manoratra avy any Gaza
12 Jan – MENA: Israel sy ny fampiasana ny Fôsfôro Fotsy ao Gaza
04 Jan – Palestina: miditra ao Gaza ny tafika an-tanety Israeliana
29 Dec – Israely: Maneho hevitra momba an'i Gaza ireo bilaogera Israeliana
28 Dec – Palestina: “Andro mihoso-drà indrindra hatramin'ny taona 1967″

Vakio ny Global Voices amin'ny teny Arabo
Global Voices in Arabic

Jereo ny tahiry feno misy ny fitantarana

Twitter

Araho ireo mpiserasera Twitter manerantany miresaka ara-potoana momba ny zava-mitranga any Gaza amin'ny alalan'ny fanarahana ny tenirohy Gaza (#Gaza)—ary vakio ity lahatsoratra Global Voices ity ho an'ny fanadihadiana momba ny anjara asan'ny Twitter amin'ny fanehoan-kevitra momba an'i Gaza.

Lahatsary
-Jereo ireo lahatsary avy ao Gaza ao amin'ny Palestine Vlog, anisan'izany ny iray eto ambany tamin'ny fanafihana 27 Desambra:

-Azonao atao ihany koa ny mijery ireo lahatsary vitsivitsy ao amin'ity lahatsoratra ao amin'ny Digital Journal ity.

Sary

-Sabbah Blog manana sesin-tsary misy ireo sary maherin'ny 160 mikasika ny daroka baomba ao Gaza.
-Sary avy amin'i Lubna T ao amin'ny Flickr ahitana sary maromaro avy ao Gaza, ary koa ity andiana diabe ao Ramallah ity mba hanohitra ny daroka an'habakabaka. Ao anatin'izany ity sary eto ambany ity:

Loharanom-baovao hafa
Pejy fitantarana manokana teo aloha momba an'i Afovoany Atsinanana ao amin'ny Global Voices: momba ny fifampiraharahana fandriampahalemana 2007 sy ny  fifanakalozana gadra eo amin'i Israely sy Libanona Jolay 2008.
-Pejy Wikipedia momba ny daroka baomba ao Gaza 2008 sy ny ady 2008 Israel-Gaza.
-Pejy Krizy Afovoany Atsinanana an'ny BBC

Fitantarana feno avy amin'ny Global Voices

Natao tamin'ny fomba marefo ny fampitsaharana ady ; manombatombana ny fahavoazana ireo Palestiniana ary manontany ny fitondran-tenan'ny ady ny israeliana .

23 Feb – Palestina: Mitohy ny fanafihana ao Gaza
18 Feb – Miresaka momba ireo “zanaka lahin'i Ziona” ny bilaogera ao Ejypta
17 Feb – MENA: Tsy mitanila ve ny BBC amin'ny fandavany tsy handefa ny antson'i Gaza?
22 Jan – Israely: Fanamarihan'ny mpanao gazety mpaka sary Rosiana
21 Jan – “Ao Gaza, ny maty ihany no mahita ny fiafaran'ity ady ity”
19 Jan – Palestina: Manombana ny voka-dratsy ao Gaza
18 Jan – Gresy: Gresy: fanoherana ny fitondrana fitaovam-piadiana ho an'Isiraely
18 Jan – Israely: IDF miasa amin'ny ady fitondran-tena ao Gaza?
18 Jan – Indonezia: Bilaogera vs. media mahazatra
18 Jan – Israely: “Fampitsaharana ady” mandeha irery tsy misy vokany
17 Jan – Israely: Feo manohitra ny herisetra 
17 Jan – Palestina: “Tsy misy dikany ny zava-drehetra ao Gaza – miaina, mihazakazaka, manantena”

Manohitra ny hafahafa rehetra, manohy miresaka an'i Gaza ny lahatsoratra bilaogy, mamaritra tsara ny tahotra ao aminy ireo bilaogera ary mitombo ny isan'ny maty satria tafiditra ao Gaza ny tafika Israeliana

16 Jan – Israely: Tia sy mankahala an'i Yonit Levi
16 Jan – Maraoka: Firenena nisara-kevitra noho i Gaza
16 Jan – Palestina: Miditra any amin'ireo faritra be olona ny tafika Israeliana
15 Jan – Syria: Tsy afa-miaraka ireo mpitarika Arabo, Na dia ao anaty efitra aza
14 Jan – Palestina: “Tsy manana basy na fitaovam-piadiana aho. Miady hilaza ny marina aho”
14 Jan – Global: Fanangonan-tsonia antserasera natomboka ho an'i Gaza
14 Jan - Palestina: Prank miantso ny IDF
13 Jan – Tontolo Arabo: Miantso an-tariby an'i Gaza sy ny “Ady teknolojia ao Israely”
13 Jan – Palestina: “Lazao ahy azafady Tompo ô, lazao ahy fa hifarana izao”
13 Jan – “Nahoana ny ankizin'i Gaza no tsy mendrika ho faty?”
13 Jan – Palestina: “Tsy fantatr'izy ireo raha ho velona izy ireo”
12 Jan – Avy ao Italia mankany Palestina: Vittorio Arrigoni manoratra avy any Gaza
12 Jan – MENA: Israely sy ny fampiasana  ny fôsfôro fotsy ao Gaza
12 Jan – Israely: Mpiasan'ny Fanamboarana trano avy ao Gaza
11 Jan – Palestina: “Mahita fankahalana isaky ny fipoahana miseho ao Gaza aho”
11 Jan – Ejypta: Mitatitra mivatana avy an'i Rafah
10 Jan - Ejypta: Tsy fankatoavam-bahoaka sy ny fihetsiketsehana ao Gaza
10 Jan – Palestina: “Firy ny isan'ny maty ampy ao Gaza?”
10 Jan – Palestina: “Tsy tiako hahita ahy potipotika ny zanako”

Mitohy ny fanehoan-kevitra manerantany momba ny daroka baomba. Olona an-tapitrisany manerantany no nidina an-dalambe manao hetsika ho an'ny faran'ny ady;  manomana fanampiana ireo mpikatroka ary manomboka ny ady antserasera miaraka amin'izany.

09 Jan – Shina sy Hong Kong: Fomba fijery momba ny Ady ao Gaza
08 Jan – Mampiasa ny ady ao Gaza mba hanaovana famoretna ny governemanta Iraniana
08 Jan – Mamangy ireo Palestiniana naratra ny bilaogera Ejypsiana
08 Jan – “Ao Gaza, mandeha vaovao isika saingy tsy afaka mijery fahitalavitra”
07 Jan – Ejypta: Bilagera tsy tapa-kevitra
07 Jan – Syria: Gaza ao an-tsaintsika
07 Jan – Bilaogy Bangla: Mivavaka ho an'ny Fandriampahalemana ao Gaza
06 Jan – Bilaogera Ejyptiana: Manontany ny bilaogera hoe: NAHOANA?
06 Jan – Miresaka momba ny lahatsoratr'i Robert Fisk ny bilaogera Ejypsiana
06 Jan – Aostralia: Nizarazara ao Gaza ny mponina
06 Jan – Ejypta: Avy amin'ny mpanakanto Ejypsiana hatramin'ny mpanakanto manerantany
06 Jan – Palestina: Niharan'ny baomba Israeliana ny sekolin'ny Firenena Mikambana
06 Jan – Palestina: mila ho rava ny ho avinay ao Gaza
06 Jan – Palestina: Mifandray amin'i Gaza
05 Jan – Palestina: “Tsy mitady fanafody aspirina ho an'ny ratra mandeha rà i Gaza
05 Jan – Mitohy ny ady Facebook miaraka amin'ireo vondrona mpijirika
05 Jan – Global: Ao anatin'ny Hery ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny ady ao Gaza
05 Jan – Jordana: Ny fifandraisana Gaza 
05 Jan – Manivana vaovao momba an'i Israely sy Palestina ve ny Facebook?
04 Jan – Palestina: “Voafandrika, naratra ara-tsaina ary nampihorohoroana ireo vahoakan'i Gaza
04 Jan – Amerika: Antso ho an'ny fandriampahalemana ao Palestine
04 Jan – Global: Fihetsiketsehana ho an'i Palestina
04 Jan – Indonezia: Bilaogera Indoneziana Mamaly ny fanafihana ao Gaza
04 Jan - Syria: Mandefa ireo fanampiana any Gaza ny Vokovoko Mena (Volantsinana Mena)
04 Jan – Palestina: Miditra ao Gaza ireo tafika an-tanety Israeliana

 Nodarohan'i Israely baomba i Gaza; mamaly ny tontolo Arabo ary mitondra amintsika ny feon'ireo bilaogera ao Gaza ny Global Voices Online, manamarika izy ireo hoe: “Ao Gaza, 9/11 isan'ora, isa minitra”

03 Jan – Ejypta: Ahoana no ahafahantsika manampy an'i Gaza?
03 Jan – Arabia Saodita: Iza no omena tsiny ho an'i Gaza?
03 Jan – Aostralia: Manaraka an'i Gaza avy ao Afar
02 Jan – Palestina: “Antsoina hoe Israely ny horohorontany tany Gaza”
02 Jan – Gaza sy Sderot: “Taorian'ny ady, mila fanombohana vaovao isika”
01 Jan – Palestina: Takon'ny ady ny fihetsiketsehana ao West Bank
31 Des – Maraoka: “Gaza Isika Rehetra”
31 Des – Libya: “May i Gaza!”Firaisankinan'ny bilaogera amin'i Palestina
31 Des – Ejypta: Ny endrika hafan'ny tantaran'i Gaza
31 Des – Bilaogera Maraokana, Toniziana miresaka momba ny daroka baomba Gaza
30 Des – Ejypta: Firaisankina amin'i Palestina
30 Des – Palestina: “Ao Gaza, 9/11 isan'ora, isa-minitra…”
30 Des – Libanona: Firaisankina amin'ny Palestiniana ao Gaza
30 Des – Syria: Tantara maro momba ny fanafihana Israeliana ao Palestina
30 Des – Syria: Angano momba ny fanafihana Israeliana ao Palestina
30 Des – Israely: Manao “Valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety” ny kaonsiolà”
30 Des – Israely: Fomba fijery momba ny Gaza Operation Cast Lead
29 Des – Palestina: Bilaogera ao Gaza mamaritra ny tahotra
29 Des – Syria: Bilaogera tezitra noho ny “Vono olona ao Gaza ataon'ny Israeliana”
29 Des – Palestina: Bilaogera Frantsay Mandanjalanja momba an'i Gaza
29 Des – Israely: Maneho hevitra momba an'i Gaza ny bilaogera Israeliana
29 Des – Israely: Manomana ady
28 Des – Palestina: Eny ifotony ao Gaza
28 Des – Miresaka momba an'i Gaza ny tontolon'ny Twitter manerantany
28 Des – Syria: Fahatezerana tamin'ny “Vono olona tao Gaza”
28 Des – Palestina: “Andro mihoso-drà indrindra hatramin'ny taona 1967″
27 Des – Maneho hevitra momba ny “Vono Olona ao Gaza” ny tontolo Arabo
27 Des – Palestina: Niteraka hetsika avy amin'ny bilaogera ny daroka an'habakabaka Israeliana
26 Des – Iran: Manohana an'i Gaza ireo bilaogera Islamista

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.