- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fandaharana efa vita

Sokajy: Mediam-bahoaka

Tongasoa ato amin'ny Global Voices Citizen Media Summit 2015!

Ao amin'ny Cebu Provincial Capitol amin'ny 24-25 Janoary, dia hitondra ny fiarahamonin'ny median'olon-tsotra sy ny mpikatroka nomerika tia zava-baovao indrindra avy amin'ny faritra maro manerana izao tontolo izao izahay mba hijery ny fifandraisana eo amin'ny aterineto misokatra, ny fahalalaham-pitenenana ary ny hetsika antserasera sivika manerana izao tontolo izao.

Jereo ny fandaharam-potoana etsy ambany, ary aza misaraka aminay satria hanampy lohahevitra bebe kokoa sy ny antsipirihan'ny fandaharana izahay. Ny tenrohin'ny hetsika dia#GV2015 [1].

Jereo ny fandaharam-potoana & toro-lalana amin'ny Global Voices Citizen Media Summit. [2]