Tantara tamin'ny 21 Aogositra 2019
Fantaro i Mingma sy i Pasang, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline Twitter account for August 20 – 26

Vakio ity fanontaniana sy valiny nifanaovana tamin'i Mingma Phuti Sherpa sy i Pasang Yangjee Sherpa, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny herinandron'ny 20-26 aogositra ity. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny momba ny fiteny Sherpa.
Indro ny sasantsasany amin'ny hiram-bahoaka ao Moldavia mandray anjara amin'ny kolontsain-tsary-sy-soratra manerantany
Vitsy ny olona mahatsiaro izany, saingy manana fiaviana moldavy ny sary-sy-soratra roa malaza erantany raha ny marina.