20 Aogositra 2019

Tantara tamin'ny 20 Aogositra 2019

Ny tsara indrindra tamin'ny Global Voices 2008

  20 Aogositra 2019

Olona 3 tapitrisa teo ho eo no nitsidika ny Global Voices tamin'ny taona 2008. Nahitana fitomboana ny fitsidihana ny tranonkala tamin'ny fotoana nitrangan'ny loza voajanahary na ny fifandonana, saingy mandrakotra lohahevitra marobe ny tantara nasongadintsika tamin'io taona io.