Tantara tamin'ny 15 Aogositra 2019
Fitokonana faobe tao Ejypta taona 2008
Nanjary fifandonana teo amin'ny manampahefana sy ny vahoaka ilay nanomboka ho andron'ny fitokonana faobe tany Egypta tamin'ny 6 Aprily 6, ho fanoherana ny fisondrotam-bidim-piainana, ny karama ambany ary ny krizin'ny mofo ankehitriny.