Tantara tamin'ny 14 Aogositra 2019
Taoriana (na fiantraikan'ny) fifidianana Kenya taona 2008
Narahana fandoroana olona sy herisetra nateraky ny ahiahy fisian'ny fangalaram-bato ny fandresena tsy nampoizina azon'ny filoha teo aloha Mwai Kibaki (PNU) tamin'ny fifidianana filoham-pirenena Kenyana. Maherin'ny 200 no maty ary an'aliny no nafindra toerana. Notoherin'ny kandidan'ny mpanohitra Raila Odinga (ODM) ny fandresen'i Kibaki, ary nanambara ny tenany fa mpandresy izy.
Fantaro i Sanjib Chaudhary, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny herinandron'ny 13-19 Aogositra

Vakio ny resadresaka nifanaovana tamin'i Sanjib Chaudhary, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 13-19 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Tharu Tatsinanana izy.
@ActLenguas : Atsofok'i Genner Llanes Ortiz ho ao anatin'ny fanelezana ny fiteny Maya ny aterineto sy ny haikanto
Genner Llanes Ortiz no mivoy ny kaonty Twitter @ActLenguas ao anatin'ny fanentanana ataon'ny Rising Voices nafantoka amin'ny fahamaroan'ny fiteny.
Fantaro i Mazhun Idris, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ho an'ny herinandro 14-20 Aogositra

Fantaro misimisy kokoa i Mazhun Idris, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 14-20 Aogositra 2019. Hizara ny vina sy ny fomba fijeriny ny fiteny Hausa izy.