Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

13 Aogositra 2019

Tantara tamin'ny 13 Aogositra 2019

Navotsotry UAE ilay mpikatroka Osama al-Najjar rehefa nogadraina nandritra ny 5 taona raha tokony navotsotra 2 taona talohan'izao

Noafahan'ny manampahefana ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra (UAE) ilay mpikatroka sady gadra politika Osama al-Najjar taorian'ny nanagadrana azy nandritra ny dimy taona mahery.

Taratasim-pifandraisana RV : Fanamafisana ny feon'ireo mpikatroka ho an'ny fiteny manerana an'i Azia

Omen'ny taratasim-pifandraisana Rsigin Voices laharana faha-12 ho anareo ireo rohy rehetra mankamin'izay azo atao mifandraika amin'nhy fampiatiana nomerikaka hita ao ny fidirana sy ny fanekena ireo fitaovana dizitaly, hatramin'ny fomba sy fahafahana isankarazany ho an'ireo vondrompiarahamonina mba handraisan'izy ireo anjara feno ety anaty tambajotra.