Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

07 Aogositra 2019

Tantara tamin'ny 07 Aogositra 2019

Niseho niserana tao amin'ny tranonkala voajirika an'ny governemantan'i Trinité sy Tobago i Guy Fawkes

Tranonkalan'ny governemanta ao Trinité sy Tobago maherin'ny ampolony no nolotoina tamin'ny fitrandrahana piraty izay heverina ho ilay fijirihana informatika lehibe indrindra tsy manampaharoa mbola tsy fahita hatramin'izay tao amin'ny firenena.

Frantsay noterena hiala tsiny noho ny nanaovany lahatsary mandrabiraby ny fitondra-miaramila Thailandey

"Tsy mira fankahalana firenena iray mihitsy ny fitsikerana ny governemanta sy ny fitondrana. Tiako i Thailandy, fa ny hany tsy tiako dia ny mpanao didijadona sy ny fanonganam-panjakana ataon'ny miaramila."

Ao Alzeria, fandresen'ny avy eny an-dalmbe manoloana ny fitondràna ihany koa ny fahatongavana ho eny an-kianja iraisampirenena filalaovana baolina kitra

Tao Alzeria, natsofoka ho anatin'ny kabarim-panoherana ny fandresana tamin'ny fanatanjahantena.