Tantara tamin'ny 01 Aogositra 2019
Hira nalaza haingana an'ny mpanakanto Vietnamiana-Amerikana manohana ireo mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong manohitra ny fampodiana olona
"Nanohina ahy izany amin'ny maha-mponin'i Hong Kong ahy...Misaotra anao nanome anay hery hanohy izany."
Lasa fanevatevàna ao Bolgaria ny teny hoe “karazana”
Zavatra mahazatra ao Bolgaria ny fankahalàna ny pelaka sy ireo nanova fananahana, firenena iray izay vao haingana ny governemanta ao aminy no nikisaka nanatona ny hery farany ankavanana.
Obama tany Afrika 2009
Niteraka adihevitra manerana ny tontolon'ny bilaogy Afrikana sy tamin'ireo sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera ny fitsidihana ofisialy voalohany nataon'ny filoha Barack Obama tany Afrika Atsimon'i Sahara tamin'ny volana Jolay 2009 . Nikabary tao amin'ny parlemantan'i Ghana izy ny 11 Jolay ary niteraka adihevitra betsaka izany