Jolay, 2019

Tantara tamin'ny Jolay, 2019

Fifidianana sy Kolontsaina

Blaogim-Piarahamonina GV

Tiako mba hankalaza ny faha-10 taonany ny Global Voices. Andrasako amim-panantenana ny hahita ireo sary rehetra sy handre ireo kinangananga avy amin'ny Fihaonambe manaraka. Ho eo am-panahy aho miaraka aminareo rehetra!

25 Jolay 2019

Momba ny RuNet Echo

Ny RuNet Echo dia tetikasan'ny Global Voices. Ny tena tanjon'ny tetikasa dia ny hanitatra sy hampivelatra ny fahatakarana ny aterineto Rosiana (RuNet) sy ireo vondrom-piarahamonina mifandray amin'ny aterineto.

25 Jolay 2019

Fifidianana tany Pakistana 2013

Nofaritana tamin'ireto teny telo ireo -Fanantenana- Rà -Teknolojia - ny làlana mankany amin'ny fandatsaham-bato ara-tantaran'ny firenena. Ny fifidianana ankapobeny ny taona 2013 tany Pakistana, izay nokasaina hatao ny 11 May 2013 no fotoana voalohany nisoloan'ny governemanta demokratika ny governemanta demokratika iray hafa tao amin'ny firenena.

25 Jolay 2019

Ny hetsi-panoherana Birmana 2007

Nitarika fihetsiketsehana sivily goavana nanerana ny araben'i Myanmar ireo mpikatroka demaokrasia niaraka tamin'ireo moanina bodista. Avy amin'ireo bilaogera Birmana sy ny fampahalalam-baovaon'olo-tsotra ny sary, lahatsary ary ny tatitra mivantana, any amin'ny firenena izay tsy ahafahan'ny media Tandrefana miditra.

25 Jolay 2019