Jolay, 2019

Tantara tamin'ny Jolay, 2019

Maraoka: Saripikan'ny hetsi-panoherana 2011

Vitsy no nahazo sary tsara tarehy mihoatra ny an'i Omar El Hyani tamin'ny fihetsiketsehana ny 20 Febroary 2011 tany Maraoka izay nahitana ny sariny nalaina avy ao Rabat navoakan'ny  The Nation ary navoaka tao amin'ny bilaogy Mamfakinch . Nalaintsika eto ireo sary tsara indrindra notsongaina.

27 Jolay 2019

Sary sy karatra famantarana

Ampiasao ny sary famantarana antsika rehefa mitatitra momba ny Global Voices na mizara ny tantarantsika. Tahaka ny Global Voices rehetra, manana ny lisansa Creative Commons Attribution (CC-BY) ny sary famantarana. Misaotra anao amin'ny fampiasana izany amim-pitandremana.

26 Jolay 2019

Iran: Lahatsarin'ny fihetsiketsehana sy ny fandrehetan-dabozia

Niteraka korontana mahery vaika tsy nisy toy izany hatramin'ny Revolisiona Islamika tamin'ny taona 1979 ny fifidianana nampiadihevitra tamin'ny 12 Jona 2009 tao Iran izay namerina ny Filoha Mahmoud Ahmadinejad teo amin'ny fitondrana indray. Nitaky ny hanafoanana ny fifidianana ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitarika ny mpanohitra, Mir Hussein Mousavi.

26 Jolay 2019