Tantara tamin'ny 30 Jolay 2019
Periodismo de Barrio: Mitondra fiovàna ho an'ny Media Kiobàna
"Faly aho fa anananay ny olona misafidy ny hijanona an-tanindrazana fa tsy mandeha mandao ny firenena toy ny nataon-dry zareo tany aloha."
Tantaranà Ray Amandreny Anankiroa: Zeorziana iray mpanankanto manohitra ny fankahalàna, ny fanekena sy fianarana mitia fiainana
"Tsy misy maha-maoderina ny momba izay hevitra tokony hitiavanareo ny zanakareo."
Arzantina: Ny olana amin'ny fiarandalamby
Lohahevitra mahamenatra ho an'ireo Arzantina maro ny fitokisana fiaran-dalamby. Milaza ny sasany amin'ireo fitarainana goavana fa tsy mba raharahiana ny fiarandalamby, tara foana izy ireo, miova foana ny ora fiaingàina, ary marobe ireo loza miseho.
Asehon'ny amboarampeon'ny Katedraly Rosiana iray tamin'ny hira momba ny fandringanana nokleary an'i Etazonia fa tsy miasa aty amin'ny taona 2019 intsony ny vazivazy
Nampihetsi-bolomaso olona vitsivitsy ihany ny fandefasan'ny televizionam-panjakana Rosiana matetika santionany amin'ny famotehana ara-nokleary an'i Etazonia amin'ny ampahany na izy rehetra.