- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary sy karatra famantarana

Sokajy: Mediam-bahoaka

Ampiasao ny sary famantarana antsika rehefa mitatitra momba ny Global Voices na mizara ny tantarantsika. Tahaka ny Global Voices rehetra, manana ny lisansa Creative Commons Attribution [1] (CC-BY) ny sary famantarana. Misaotra anao amin'ny fampiasana izany amim-pitandremana.

Halehibem-pango ho an'ny lafika mazava

gv-logo-2014-horizontal-2400

Mangarahara PNG: 6000px [2] 2400px [3] 800px [4] 200px [5] Vector: .ai [6]

Ity no sary famantarantsika tsy nasiana loko ary tokony ampiasaina isaky ny azo atao. Manana lafika mangarahara ny dosie PNG, mety tsara amin'ny tranonkala rehetra miloko mazava io dosie io noho izany.

Halehibem-pango ho an'ny lafika matroka (fotsy)

gv-logo-2014-horizontal-white-2400

Mangarahara PNG: 2400px [7] Vector: .ai [8]

Ampiasaina amin'ny lafika matroka ity karazany amin'ity sary famantarantsika tsy nasiana loko ity izay ahitana ny sary famantarana manjavona . Manana lafika mangarahara ny dosie PNG ary mety tsara amin'ireo tranonkala maizimaizina.

Sary famantarana efamira ho an'ny lafika mazava

gv-logo-2014-vertical-2400

Mangarahara PNG: 2400px [9] 800px [10] 200px [11] Vector: .ai [12]

Ampiasaina amin'ny lafika mazava ity endrika mijidina amin'ny sary famantarana tsy nasiana loko ity. “Mangarahara” ny dosie PNG ary hampiseho ny lafika miloko aorian'izy ireo..

 

Maodely maitso fotsiny

gv-logo-2014-vertical-2400

Mangarahara PNG: 2400px [13] 800px [14] 200px [15] Vector: .ai [16]

Modely maitso mahaleotena miaraka amin'ny lafika  mangarahara..