Tamin'ny 5 Martsa 2013, taorian'ny 14 taona naha-filohan'i Venezoela azy no maty teo amin'ny faha-58 taonany i Hugo Chávez Frías. Niady tamin'ny homamiadana i Chávez nanomboka tamin'ny taona 2010. Tsy nahafahany nanao fianianana taorian'ny nahavoafidy azy indray ho amin'ny fe-potoana fahefatra tamin'ny volana Oktobra 2012 ny aretiny . Nankalazaina ho mpitsikera mafy an'i Etazonia i Chávez ary ilay lehilahy izay nanome aingam-panahy ny fifohazan'ny elatra havia indray nanerana an'i Amerika Latina [2].
The man dies and the legend begins, that is inevitable.
Maty ilay lehilahy ary manomboka ny angano, tsy azo ihodivirana izany.
Ny fitantaranay
12 Martsa
Ny raharaha mahaliana momba an'i Hugo Chávez sy i Pero [3]
8 Martsa
Manadihady ny lova ara-politikan'i Chávez i Arzantina [mg] [4]
Mahatsiaro an'i Hugo Chavez i Dima Al Khatib [mg] [5]
7 Martsa
Milaza ny filohan'i Iran fa “Hiverina hiaraka amin'i Kristy i Chavez” [6]
Maduro sy Capriles no hamaritra ny hoavy politikan'i Venezoela [7]
Ny lovan'i Chavez sy ny fiantraikan'ny fahafatesany any Karaiba [8]
6 Martsa
Venezoela: Fanehoan-kevitra voalohany tamin'ny fahafatesan’ hugo Chávez [9]
Misaona ny fahafatesan'ny filoha Chavez ny Kiobàna [10]
5 Martsa
Venezoela: Maty i Hugo Chávez [2]
Loharano
Ny mombamoba an'i Chávez ao amin'ny Al Jazeera [11]
Teny iditra Wikipedia momba an'i Chávez [12]