Ny fahafatesan'i Hugo Chavez (2013)

Miles marcharon en apoyo al presidente Chávez en enero, mientras seguía bajo tratamiento en Cuba. Foto de Jesus Gil, copyright Demotix

Olona an'arivony no nanao diabe ho fanohanana ny Filoha Chávez tamin'ny volana Janoary 2013 raha mbola teo am-panaovana fitsaboana homamiadana tany Kiobà izy. Sary avy amin'i  Jesus Gil, copyright Demotix

Tamin'ny 5 Martsa 2013, taorian'ny 14 taona naha-filohan'i Venezoela azy no maty teo amin'ny faha-58 taonany i Hugo Chávez Frías. Niady tamin'ny homamiadana i Chávez nanomboka tamin'ny taona 2010. Tsy nahafahany nanao fianianana taorian'ny nahavoafidy azy indray ho amin'ny fe-potoana fahefatra tamin'ny volana Oktobra 2012 ny aretiny . Nankalazaina ho mpitsikera mafy an'i Etazonia i Chávez ary ilay lehilahy izay nanome aingam-panahy ny fifohazan'ny elatra havia indray nanerana an'i Amerika Latina.

The man dies and the legend begins, that is inevitable.

Maty ilay lehilahy ary manomboka ny angano, tsy azo ihodivirana izany.

Ny fitantaranay

12 Martsa
Ny raharaha mahaliana momba an'i Hugo Chávez sy i Pero

8 Martsa
Manadihady ny lova ara-politikan'i Chávez i Arzantina [mg]
Mahatsiaro an'i Hugo Chavez i Dima Al Khatib [mg]

7 Martsa
Milaza ny filohan'i Iran fa “Hiverina hiaraka amin'i Kristy i Chavez” 
Maduro sy Capriles no hamaritra ny hoavy politikan'i Venezoela
Ny lovan'i Chavez sy ny fiantraikan'ny fahafatesany any Karaiba

6 Martsa
Venezoela: Fanehoan-kevitra voalohany tamin'ny fahafatesan’ hugo Chávez
Misaona ny fahafatesan'ny filoha Chavez ny Kiobàna

5 Martsa
Venezoela: Maty i Hugo Chávez

Loharano

Ny mombamoba an'i Chávez ao amin'ny Al Jazeera
Teny iditra Wikipedia momba an'i Chávez

Twitter

Sioka momba an'i “#chavez”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.