- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tonian-dahatsoratra vaovao Ordò

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2017)

Fantaro i Anas Saleem [1], Tonian-dahatsoratra vaovao Lingua amin'ny teny Ordò! Mpanao gazety mahaleotena sady bilaogera avy any Faisalabad, Pakistan i Anas. Vao avy nahavita ny fianarany (nahazoana ny bacc raha aty amintsika) izy ary manohy hamita ny BSc momba ny informatika!

Araho ao amin'ny Facebook [2], Twitter [3], sy Instagram [4] izy!

Tongasoa , Anas 🙂