- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana May 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana May 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 625 isika, nahasarika mpitsidika 333.609 ary jeripejy miisa 394.582. Nahatratra 260.929 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.713 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 234
Espaniola 76
Italiana 53
Frantsay 49
Grika 37

Tsidi-pejy

Espaniola 104.994
Portiogey 39.521
Japoney 33.008
Frantsay 28.545
Rosiana 20.655

Mpiondana Facebook

Arabo ar 125.446
Shinoa 42.832
Espaniola es 19.583
Frantsay fr 17.379
Amharic am 8.860

Mpanjohy Twitter

Shinoa 180.183
Arabo ar 42.475
Bangla bn 8.050
Espaniola es 7.586
Frantsay fr 5.571

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [7] sy Facebook [8]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [9]. Mandika teny amin'ny teny ampolony [10] maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [11]!