- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Matory na Maty: Fitantarana avy ao amin'ny rafi-pamonjana Syriana

Sokajy: Mediam-bahoaka

 

IMAGE: Public domain via Pixabay. [1]

SARIPIKA: Azon'ny rehetra ampiasaina tamin'ny alalan'ny Pixabay.

Andian-tantara misy fizarana enina avy amin'ilay mpikatroka Sarmad Al Jilane [2] mikasika ny zavatra niainany tamin'ny rafi-pamomnjana Syriana ny “Sleeping or Dead” (Matory na Maty) . Monina any Torkia ankehitriny, iray amin'ireo mpanorina sy mpandrindra ny ‘Raqqa Is Being Slaughtered Silently [3]‘ (Vonoina amim-pahanginana ankehitriny i Raqqa) i Al Jilane, vondrona mpikatroka natsangana kitanontanona izay nofaritan'ny New Yorker [4] ho “karazana orinasan'ny mpanao gazety mpikatroka miafina “. Niady mafy ny vondrona hatramin'ny nanombohan'ny revolisiona manohitra ny fitondran'i Bashar Al Assad ary avy eo rehefa nirodana ny tanàndehibe notànan'ny Tafika  Syriana Afaka (FSA), dia niady tamin'ny ISIS.

Fizarana voalohany: “Mihiakiaka fahafatesana ny zava-drehetra” [5] [mg]

Fizarana faha-2: Ny palitao mangan'i Aghyad [6] [mg]

Fizarana faha-3: Ny eritreritra no heloka bevava [7]

Fizarana faha-4: “Nambaranay ho Revolisiona ho an'ny Fahalalahana izany” [8]

Fizarana faha-5: Miantso tanindrazana ity sangy ratsy ity [9]

Fizarana faha-6: Aza adinoina izy ireo [10]