- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fitokonan'ny mpitandro filaminana tany Ekoadaoro 2010

Sokajy: Mediam-bahoaka

Andro vitsy taorian'ny fitokonan'ny polisy izay niteraka korontana tao amin'ny firenena, niezaka ny hamantatra ny zava-nitranga tamin'ny 30 Septambra 2010 ny Ekoadaoreana.  Anisan'ireo nametra-panontaniana ary nitady valiny ireo bilaogera: Tena nisy ve ny fikasana hanongam-panjakana? Inona no tian'ny polisy hahatongavana amin'ny fitokonana, ary inona no hidiran'ny governemanta amin'izany?

Jereo ny pejy Wikipedia tamin'ny Krizin'i Ekoadaoro 2010 [1].

Azafady mifandraisa amin'ny toniandahatsoratr'i Amerika Latina Silvia Viñas [2] raha manana rohy na soso-kevitra hozaraina ianao.

Ny fitantaran'ny Global Voices momba ny fitokonan'ny polisy

29 Oktobra – Ekoadaoro: Mpanao gazety CNN nametra-pialana noho ny fitantarana tao amin'ny tambajotra momba ny fitroaran'ny polisy tamin'ny 30 Septambra [3]
26 Oktobra – Ekoadaoro: Mitady ireo tompon'andraikitra tamin'ny fitroarana ny 30 Septambra [4]
11 Oktobra – Ekoadaoro: Ftantarana manokana momba ny 30 Septambra [5]
06 Oktobra – Ekoadaoro: Saripika tamin'ny 30 Septambra [6]
04 Oktobra – Ekoadaoro: Ireo sary tsy azo kosehina tamin'ny 30 Septambra  [7]
03 Oktobra – Ekoadaoro: Bilaogera niezaka ny hahatakatra ny korontana vokatry ny fitokonan'ny polisy [8]
02 Oktobra – Ekoadaoro: Fiampangana sy tombana taorian'ny Fitroaran'ny polisy [9]
01 Oktobra – Naneho hevitra tamin'ny krizy tany Ekoadaoro i Amerika Latina [10]
01 Oktobra – Loharanom-baovao Twitter mitatitra momba ny krizy [11]
01 Oktobra -Ny krizin'ny polisy tao amin'ny Twitter [12]
30 Septambra – Ekoadaoro: Fitokonan'ny mpitandro filaminana noheverina ho fikasana hanakorontanana ny firenena [13]

Lahatsarin'ny olon-tsotra

“http://www.youtube.com/v/TxI_8_23nBY

https://youtube.com/watch?v=HIv838G92DM%3Ffs%3D1

Tenirohy Twitter:

#policiaec #policiaecuador #30s #ecuador #correa