Fitokonan'ny mpitandro filaminana tany Ekoadaoro 2010

Andro vitsy taorian'ny fitokonan'ny polisy izay niteraka korontana tao amin'ny firenena, niezaka ny hamantatra ny zava-nitranga tamin'ny 30 Septambra 2010 ny Ekoadaoreana.  Anisan'ireo nametra-panontaniana ary nitady valiny ireo bilaogera: Tena nisy ve ny fikasana hanongam-panjakana? Inona no tian'ny polisy hahatongavana amin'ny fitokonana, ary inona no hidiran'ny governemanta amin'izany?

Jereo ny pejy Wikipedia tamin'ny Krizin'i Ekoadaoro 2010.

Azafady mifandraisa amin'ny toniandahatsoratr'i Amerika Latina Silvia Viñas raha manana rohy na soso-kevitra hozaraina ianao.

Ny fitantaran'ny Global Voices momba ny fitokonan'ny polisy

29 Oktobra – Ekoadaoro: Mpanao gazety CNN nametra-pialana noho ny fitantarana tao amin'ny tambajotra momba ny fitroaran'ny polisy tamin'ny 30 Septambra
26 Oktobra – Ekoadaoro: Mitady ireo tompon'andraikitra tamin'ny fitroarana ny 30 Septambra
11 Oktobra – Ekoadaoro: Ftantarana manokana momba ny 30 Septambra
06 Oktobra – Ekoadaoro: Saripika tamin'ny 30 Septambra
04 Oktobra – Ekoadaoro: Ireo sary tsy azo kosehina tamin'ny 30 Septambra 
03 Oktobra – Ekoadaoro: Bilaogera niezaka ny hahatakatra ny korontana vokatry ny fitokonan'ny polisy
02 Oktobra – Ekoadaoro: Fiampangana sy tombana taorian'ny Fitroaran'ny polisy
01 Oktobra – Naneho hevitra tamin'ny krizy tany Ekoadaoro i Amerika Latina
01 Oktobra – Loharanom-baovao Twitter mitatitra momba ny krizy
01 Oktobra -Ny krizin'ny polisy tao amin'ny Twitter
30 Septambra – Ekoadaoro: Fitokonan'ny mpitandro filaminana noheverina ho fikasana hanakorontanana ny firenena

Lahatsarin'ny olon-tsotra

“http://www.youtube.com/v/TxI_8_23nBY

https://youtube.com/watch?v=HIv838G92DM%3Ffs%3D1

Tenirohy Twitter:

#policiaec #policiaecuador #30s #ecuador #correa

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.