Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ireo mpitantana ny GV

Ny ekipa fitantanana ato aminay no tompon'andraikitra amin'ny fitantanana isan'andro sy fijerena ny paikadin'ny Global Voices. Raha te hihaona amin'ireo ekipa mpandray anjara an-tsitrapo manerantany, tsindrio eto.

[toc class='alignnone’]

Ekipa atidoha

  • Tale mpanatanteraka: Ivan Sigal
    ivan AT globalvoices DOT org
  • Tale Fitantanana Ankapobeny: Georgia Popplewell
    georgiap AT globalvoices DOT org
  • Tale Ara-bola sy fampandehanan-draharaha: Kat Gatewood
    katherine.gatewood AT globalvoices DOT org
  • Mpitarika ny Design sosialy & Teknika: Jer Clarke
    jer AT globalvoices DOT org
  • Tonia Fitantanana: Filip Noubel
    filip.noubel AT globalvoices DOT org
  • Tale Rising Voices: Eduardo Ávila
    eddie AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana Lingua: Mohamed ElGohary
    gohary AT globalvoices DOT org

Fitantanana Matoandahatsoratra

  • Toniam-baovao: Taisa Sganzerla
    taisa DOT sganzerla AT globalvoices DOT org
  • Tonia Mpitarika ny Advox: Afef Abrougui
    afef DOT abrougui AT globalvoices DOT org
  • Tonia ankapobeny ho an'ny Advox: Ellery Roberts Biddle
    ellery AT globalvoices DOT org

Tetikasa manokana

  • Mpitantana ny tetika servisim-pandikanteny: Marianna Breytman
    marianna AT globalvoices DOT org

Outreach

  • Mpitarika ny media sosialy & Tonia taratasim-baovao: Nevin Thompson
    nevin DOT thompson AT globalvoices DOT org
  • Tonia Twitter: Asteris Masouras
    asteris DOT masouras AT globalvoices DOT org
  • Tonia Twitter: Elizabeth Rivera
    elizabeth DOT rivera AT globalvoices DOT org
  • Tonia Facebook: Juke Carolina
    juke DOT carolina AT globalvoices DOT org

Tonian'ny Efipanoratana

Miara-miasa amin'ny toniam-paritra sy mpanoratra mato ny Tonia hiantohana fa marina tokoa ny zava-boasoratra ary mora azon'ny mpihaino manerantany.

Toniam-paritra amin'ny efi-panoratana

Ny toniam-paritra no mitantana sy manitsy ireo tantara avy amin'ny ekipam-panoratana isa-paritra sy araka ny fiteny.

  • Tonia Brezila: Fernanda Canofre
    fernanda.canofre AT globalvoices DOT org
  • Tonia Karaiba: Janine Mendes-Franco
    janine.mendesfranco AT globalvoices DOT or
  • Tonia Eoropa atsinanana sy afovoany: Filip Stojanovski
    filip AT globalvoices DOT org
  • Tonia Eorazia: Maxim Edwards
    maxim DOT edwards AT globalvoices DOT org
  • Tonia Gresy: Veroniki Krikoni
    veroniki DOT krikoni AT globalvoices DOT org
  • Tonia Japana: Nevin Thompson
    nevin DOT thompson AT globalvoices DOT org
  • Tonia Amerika Latina: Angel Carrión
    angel15amc AT gmail DOT com
  • Tonia Afrika mpiteny paortiogey: Dércio Tsandzana
    dercio.tsandzana AT globalvoices DOT org
  • Tonia Azia avaratra atsinanana & Tonia Advox ho an'i Shina: Oiwan Lam
    oiwan DOT lam AT globalvoices DOT org
  • Tonia Azia atsimo atsinanana: Mong Palatino
    mong DOT palatino AT globalvoices DOT org
  • Tonia Azia atsimo: Rezwan
    rezwan AT globalvoices DOT org
  • Tonia Afrika atsimon'i Sahara: Amanda Lichtenstein
    amanda.lichtenstein AT globalvoices DOT org
  •  Community Manager Afrika atsimon'i Sahara: Nwachukwu Egbunike
    nwach AT globalvoices DOT org

Ny ekipa Lingua

Ny ekipa Lingua ato aminay indray dia voarafitr'ireo mpitantana fandikanteny sy ireo mpandray anjara GV izay manampy amin'ny fampandehanana ny Lingua. Lingua no anoloaranay ny GV ho amin'ny fiteny ampolony ho an'ireo mpamaky manerantany samy manana ny fiteniny.

  • Mpitantana fandikanteny Lingua Arabo:
    Ali Khalil
    arabic AT globalvoices DOT org
  • Tonia Lingua Arabo:
    Lara Al Malakeh & Rami Al Hames 
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Aymara:
    Victoria Tinta

    aymara AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Bangla:
    Rezwan

    bangla AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Catalan:
    Joaquin Barcelo Orgiler

    catalan AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Shinoa:
    FangLing
    chinese AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Holandey:
    Mieke Tulp

    dutch AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Esperanto:
    Steven D. Brewer
    esperanto AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Frantsay:
    Gwenaëlle Lefeuvre

    gvfrench AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Grika:
    Veroniki Krikoni

    greek AT globalvoices DOT org

  • Mpitantana fandikanteny Lingua Alemà:
    Isabelle Poweleit & Julia Krebs 
    german AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Indoneziana:
    Juke Carolina

    indonesian AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Italiana:
    Marisa Petricca

    italiano AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Japoney:
    Izumi Mihashi & Etsumi Itai

    japanese AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Koreana:
    Eugene Lee

    korean AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Makedoniana:
    Dragan Kucirov

    macedonian AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Malagasy:
    Jentilisa & Avylavitra

    malagasy AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Nepali:
    Sanjib Chaudhary & Dilli Rai
    nepalese AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Paortiogey:
    Esther DodoLuiza Braga

    lusofonia AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Punjabi:
    Satdeep Gill
    punjabi AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Romaniana:
    Manuela Burghelea
    romanian AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Rosiana:
    Anna ShetnikovaLiudmila Tomanek & Anastasia Pestova

    russian AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua  Espaniola:
    Gabriela Garcia Calderon Orbe
    spanish AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Swahili:
    Christian Bwaya
    swahili AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Tiorka:
    Ortaç Oruç

    turkish AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Urdu:
    Anas Saleem
    urdu AT globalvoices DOT org
  • Mpitantana fandikanteny Lingua Yorùbá:
    Omo Yooba
    yoruba AT globalvoices DOT org

Mpanorina

Niaraha-anorina ny Global Voices tamin'ny taona 2005, ary Rebecca MacKinnon sy Ethan Zuckerman, izay mbola mitoetra ho mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonina sy manompo ao amin'ny filankevi-pitantanan'ny Stichting Global Voices ireo mpiara-manorina ireo.

Raha tianao ny ho mpanoratra, miangavy mba fenoy ity fangatahana ity. Raha tianao indray ny hanatevin-daharana ny ezaka fandikanteny ataonay dia ity fangataham-pifandraisana ity indray ampiasaina.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.