- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Andro Manerantany (iadiana amin'ny) SIDA 2008

Sokajy: Mediam-bahoaka

World Aids Day 2008Manamarika ny faha-20 taonan'ny Andro Erantany iadiana amin'ny SIDA (1 Desambra) ity taona ity. Olona maherin'ny 33 tapitrisa no miaraka amin'ny VIH/SIDA, ary farafahakeliny 2 tapitrisa no maty tamin'ny taona 2007. Mandray anjara lehibe amin'ny fanentanana momba ny VIH/Sida ny bilaogera manerana izao tontolo izao.

Mibilaogy miabo Manerana Izao Tontolo Izao

Namorona sarintany misy ireo bilaogera mitondra VIH izay manohitra mafy ny fanilikilihana sy ny fady ireo bilaogeran'ny Global Voices mba hampahafantatra ny toe-javatra iainan'izy ireo amin'izao tontolo izao. Tsara kokoa ny mijery izany amin'ny endrika lehibe kokoa [1].

Asa mivoatra izany. Raha manana soso-kevitra amin'ny fanampiana rohy ianao, dia mandefasa mailaka any amin'ny Tonian'ny Fahasalamam-bahoaka Manerantany, Juhie Bhatia [2]..


Jereo lehibe kokoa ny sarintany [3]

Raha hampiditra ity sarintany ity ao amin'ny tranonkalanao na ny bilaoginao manokana, dia tsidiho fotsiny ny sarintany  [4]ao amin'ny Google Maps ary jereo ny kaody “embed”.

Lahatsoratra momba ny VIH/SIDA ato amin'ny Global Voices

Andro Manerantany ho an'ny SIDA: Mibilaogy miabo (+) [5]

Dec 03 – HIV & AIDS: Creative awareness raising campaigns [6]
Dec 02 – Armenia: World AIDS Day Observed [7]
Dec 01 – Jamaica: World AIDS Day [8]
Dec 01 – Madagascar: Fighting complacency on World AIDS Day [9]
Dec 01 – Taiwan: HIV+ Bloggers’ Love for Life [10]
Dec 01 – China: AIDS blogger Li-xiang's unextraordinary life [11]
Nov 29 – Mozambique: Different views of condom use in Africa [12]
Nov 27 – AIDS awareness through video [13]
Nov 08 – Obama's Victory: A Boost for Global Health? [14]
Nov 02 – South Africa: Using Cell Phones To Combat AIDS [15]
Apr 18 – AIDS – A Taboo in the Arab World [16]
Oct 19 – South Africa: A New Era In The Fight Against AIDS? [17]
Oct 07 – Iran: Two Leading HIV/Aids physicians remain in prison [18]
Sep 20 – Russia: Intravenous Drug Use Leading Cause of HIV/AIDS [19]
Aug 25 – Cambodia: Sex workers, 100% condom use [20]
Aug 16 – AIDS 2008: Lifting the Travel Ban on HIV-Positive People [21]
Jul 19 – India: Should Pre-Marital HIV Testing Be Mandatory? [22]


Jereo ny fitantarana manokana ataonay momba ny valan-dresaka SIDA 2008 [23] natao tany Mexico City tamin'ny volana Aogositra 2008.