- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ireo mpanohana ny Global Voices

Sokajy: Mediam-bahoaka

Te-hisaotra manokana an'ireto mpanohana ireto izahay:

Tongava ho lasa Mpamatsy ara-bola ho an'ny Global Voices

Raha liana te-hanampy hamatsy vola ny iraka ataon'ny Global Voices amin'ny fanangonam-baovao, fikaroham-baovao sy ny fanamafisana ny resadresaka antserasera manerantany ianao, dia mandefasa mailaka any amin'ny Tale Mpanatanteraka, Ivan Sigal [39].