- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011

Sokajy: Mediam-bahoaka
Rabat, Morocco protests, 20 February, 2011. Image by Mamfakinch.com. [1]

Rabat, fihetsiketsehana tao Maraoka , 20 Febroary 2011. Sary tao amin'ny Mamfakinch.com.

 

Fizahan-takelaka

Loharanom-baovao:

Nanomana hetsika [9] ho azy ireo manokana ireo Maraokana hatramin'ny nialan'ny filoha Ejyptiana. Tamin'ny 20 Febroary 2011, nanohitra ny fahasorenan'ny Maraokana sasany ny “hetsika ho amin'ny fahamendrehana” ( # Feb20 [10] ) noho ny fiheveran'izy ireo ny governemanta ho tsy nanao ezaka firy tamin'ny ady amin'ny kolikoly. Nitaky ny fanavaozana ny lalàm-panorenana, ny fandravana ny parlemanta, ary ny fampihenana ny vidin-tsakafo, ankoatra ny zavatra hafa ireo mpanao fihetsiketsehana .

Azafady mba mifandraisa amin'ny toniandahatsoratry ny Global Voices any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra raha manana rohy na hevitra momba ny tantara ianao na te hanampy amin'ny lisitry ny loharanom-baovao ao amin'ny pejy .

Ny zavatra ataonay: Mitatitra ny fomba fampiasan'ny olom-pirenena ny aterineto sy ny tambajotra sosialy mba hampitàna ny feony, izay matetika nadika avy amin'ny fiteny Arabo ireo bilaogeran'ny Global Voices [11] avy any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra. Araho ny fivoaran-draharaha ho amin'ity pejy ity.

Latest Global Voices Morocco Posts [12]

[14]
[15]

Morocco's Amazigh pursue civic presence through linguistic rights [15]

22 Aogositra 2023
[16]

Unfreedom Monitor: Civic Media Observatory findings report [16]

04 Aogositra 2023
[17]

Hadda Ouakki: The enchanting Amazigh voice that moved the Atlas Mountains and soothed the Atlantic Ocean [17]

05 Jona 2023

 

Fansongadinan-dahatsoratra avy any Maraoka

Miverina any amin'ny votoaty [18]

2012

15 Feb – Maraoka: Mpianatra Nogadraina Fa Nanevateva Ny Mpanjaka Tao Anatina Lahatsary [19]

02 Jan – Avy any Sidi Bouzid mankany Kinshasa – Afrika Frankôfonina  taona 2011 [20]

2011

27 Des – Maraoka : Fitantarana ny hetsika tamin'ny 20 Febroary ao anatin'ny lahatsary miisa 20 [21]

28 Nov: Maraoka: Fandresenny Isalamista PJD tamin'ny fifidianana Parlemantera taorian'ny fanavaozana [22]

21 Nov – Maraoka: Adihevitra an-tserasera nirongatra nandritra ny andro maromaro talohan'ny fifidianana Parlemantera [23]

13 Sep – Maraoka: Maro ny mpikatroka voasambotra [24]

03 Aog – Maraoka: Niharan'ny fanafihana DDoS ny mpikatroky ny tranonkala [25]

15 Jol – Maraoka: Fitantarana manokana momba ny hetsi-panoherana [26]

05 Jol – Maraoka: Mitohy ny hetsi-panoherana momba fanavaozana [27]

05 Jol – Maraoka: Fanavaozana miaraka amin'ny tsiron-draharaha tsy mbola vita [28]

01 Jol – Maraoka: Lalàm-panorenana vaovao tsy misy fanavaozana firy [29]

03 Jon -Maraoka: Miatrika ny famoretan'ny fanjakana  ny hetsiky ny Mpomba ny Demaokrasia  [30]

02 May – Maraoka: Bilaogera Maneho Hevitra Momba ny Fanafihana tao Marrakech  [31]

17 Apr - Maraoka: Adihevitra momba ny fetiben'ny mozika iraisam-pirenena [32]

03 Apr – Maraoka: Mandefasa sioka momba ny fomba hanaovanao fanovana [33]

22 Mar – Maraoka: Ny Rivotry ny fanovana  [34]

20 Mar – Maraoka:  Diabe am-pilaminana manerana ny Fanjakana [35]

10 Mar – Maraoka: Sioka tamin'ny kabarin'ny Mpanjaka  [36]

06 Mar – Maraoka: Nahasarika olona an'arivony ny hetsi-panoherana tao Casablanca [37]

04 Mar – Maraoka: Fadoua Laroui, ilay Mohamed Bouazizi anay manokana [38]

22 Feb – Maraoka: Nametraka filan-kevitra ara-toekarena sy ara-tsosialy ny Mpanjaka [39]

21 Feb – Maraoka: Sarin'ny hetsi-panoherana [40]

21 Feb -Maraoka: Fanazavana momba ny Hetsi-panoherana [41]

20 Feb – Maraoka: tany Marrakech, fandravana tao anatin'ny hetsika am-pilaminana [42]

20 Feb – Maraoka: Fihetsiketsehana manerana ny firenena [43]

20 Feb – Tontolo Arabo: Mitohy ny fitroarana [44]

19 Feb – Maraoka: ” Maraokana aho ary handray anjara “ [9]

17 Feb – Maraoka: ‘Hetsika ho an'ny fahamendrehana’ kasaina atao ny 20 Febroary 2011 [45]

01 Feb – Tontolo Arabo: fandaharam-potoan'ny revolisiona [46]

Loharanom-baovao

Miverina any amin'ny votoaty [18]

 

Twitter

Ho an'ireo fanavaozana farany dia araho ny Lisitry ny Global Voices: Ireo Hetsi-panoherana Maraoka 2011 .

Mpisera Twitter:

Tenirohy: #feb20 [53] | #fev20 [54]


 

Facebook

 

Sarintany

 

 

Tranonkala

 

Sary

Miverina mankany amin'ny votoaty [18]