Fizahan-takelaka
- Lahatsoratra farany momba an'i Maraoka ato amin'ny Global Voices
- Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices – Ireo Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011
Loharanom-baovao:
- Twitter – anisan'izany ny faham-baovao mivantana
- Sarintany
- Tranonkala
- Saripika
Nanomana hetsika ho azy ireo manokana ireo Maraokana hatramin'ny nialan'ny filoha Ejyptiana. Tamin'ny 20 Febroary 2011, nanohitra ny fahasorenan'ny Maraokana sasany ny “hetsika ho amin'ny fahamendrehana” ( # Feb20 ) noho ny fiheveran'izy ireo ny governemanta ho tsy nanao ezaka firy tamin'ny ady amin'ny kolikoly. Nitaky ny fanavaozana ny lalàm-panorenana, ny fandravana ny parlemanta, ary ny fampihenana ny vidin-tsakafo, ankoatra ny zavatra hafa ireo mpanao fihetsiketsehana .
Azafady mba mifandraisa amin'ny toniandahatsoratry ny Global Voices any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra raha manana rohy na hevitra momba ny tantara ianao na te hanampy amin'ny lisitry ny loharanom-baovao ao amin'ny pejy .
Ny zavatra ataonay: Mitatitra ny fomba fampiasan'ny olom-pirenena ny aterineto sy ny tambajotra sosialy mba hampitàna ny feony, izay matetika nadika avy amin'ny fiteny Arabo ireo bilaogeran'ny Global Voices avy any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra. Araho ny fivoaran-draharaha ho amin'ity pejy ity.
Fansongadinan-dahatsoratra avy any Maraoka
2012
15 Feb – Maraoka: Mpianatra Nogadraina Fa Nanevateva Ny Mpanjaka Tao Anatina Lahatsary
02 Jan – Avy any Sidi Bouzid mankany Kinshasa – Afrika Frankôfonina taona 2011
2011
27 Des – Maraoka : Fitantarana ny hetsika tamin'ny 20 Febroary ao anatin'ny lahatsary miisa 20
28 Nov: Maraoka: Fandresenny Isalamista PJD tamin'ny fifidianana Parlemantera taorian'ny fanavaozana
13 Sep – Maraoka: Maro ny mpikatroka voasambotra
03 Aog – Maraoka: Niharan'ny fanafihana DDoS ny mpikatroky ny tranonkala
15 Jol – Maraoka: Fitantarana manokana momba ny hetsi-panoherana
05 Jol – Maraoka: Mitohy ny hetsi-panoherana momba fanavaozana
05 Jol – Maraoka: Fanavaozana miaraka amin'ny tsiron-draharaha tsy mbola vita
01 Jol – Maraoka: Lalàm-panorenana vaovao tsy misy fanavaozana firy
03 Jon -Maraoka: Miatrika ny famoretan'ny fanjakana ny hetsiky ny Mpomba ny Demaokrasia
02 May – Maraoka: Bilaogera Maneho Hevitra Momba ny Fanafihana tao Marrakech
17 Apr - Maraoka: Adihevitra momba ny fetiben'ny mozika iraisam-pirenena
03 Apr – Maraoka: Mandefasa sioka momba ny fomba hanaovanao fanovana
22 Mar – Maraoka: Ny Rivotry ny fanovana
20 Mar – Maraoka: Diabe am-pilaminana manerana ny Fanjakana
10 Mar – Maraoka: Sioka tamin'ny kabarin'ny Mpanjaka
06 Mar – Maraoka: Nahasarika olona an'arivony ny hetsi-panoherana tao Casablanca
04 Mar – Maraoka: Fadoua Laroui, ilay Mohamed Bouazizi anay manokana
22 Feb – Maraoka: Nametraka filan-kevitra ara-toekarena sy ara-tsosialy ny Mpanjaka
21 Feb – Maraoka: Sarin'ny hetsi-panoherana
21 Feb -Maraoka: Fanazavana momba ny Hetsi-panoherana
20 Feb – Maraoka: tany Marrakech, fandravana tao anatin'ny hetsika am-pilaminana
20 Feb – Maraoka: Fihetsiketsehana manerana ny firenena
20 Feb – Tontolo Arabo: Mitohy ny fitroarana
19 Feb – Maraoka: ” Maraokana aho ary handray anjara “
17 Feb – Maraoka: ‘Hetsika ho an'ny fahamendrehana’ kasaina atao ny 20 Febroary 2011
01 Feb – Tontolo Arabo: fandaharam-potoan'ny revolisiona
Loharanom-baovao
Ho an'ireo fanavaozana farany dia araho ny Lisitry ny Global Voices: Ireo Hetsi-panoherana Maraoka 2011 .
Mpisera Twitter:
Sarintany
- Fitantarana an-tsarintany ny zava-nitranga sy lahatsary tany Maraoka izay tantanan'ny bilaogera tsy fantatra anarana Señor Canardo, tao amin'ny Twitter (@senorcanardo).
Tranonkala
Sary
- Mpisera Flickr a7fadhomar
- Bilaogin'i Omar El Hyani