Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Alefaso any amin'ny mpiandraikitra ny fanamarihanao!

Amporisihina ny mpikambana rehetra ao amin'ny vondrom-piarahamonina mba hanome fanamarihana, na hametraka fanontaniana any amin'ny solontenan'ny Vondrom-piarahamonina GV ao amin'ny filankevi-pitantanana, Marianne Diaz Hernández, Qurratulain Zaman ary Laura Vidal.

Azonao atao ny mifandray amin'izy ireo amin'ny alàlan'ny mailaka, WhatsApp, finday, Skype na izay fomba mety aminao.

Raha sendra te hanao fanamarihana tsy mitonona anarana, dia farito tsara araka izay vitanao. Ny fanehoan-kevitra ankapobeny tsy misy antsipirihany dia mety tsy hahazo valiny avy amin'ny solontenan'ny filankevitra, ary mety hitarika amin'ny fahatsapana fa tsy nanao na inona na inona izahay tamin'ny nandray izany.

Manantena hamaky anao!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.